Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
essera ( 20/03/2009 14:21)
Aleo handray andraikitra ny tanora ry BEVOLOMBAVA ISANY
Maninona moa raha avela hanao ny asany ilay miakatra eo aloha. Vao manomboka ilay zavatra dia efa ny fanakorontanana no manomboka. Miala tsiny aho Dada8 fa ianao aza iny efa mba nanaja tena fa iret... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 20:54
hery ( 20/03/2009 14:21)
Sarkozy: Coup d'Etat ny tao Madagasikara, mila fifidianana m
Na dia tsy ilaina akory aza ny fihatsaram-belatsihin'i Lafrantsa mpanampy jiolahimboto dia indro apetraka eto ihany ny tenin'i Sarkozy androany hoe fanonganam-panjakana tsy ara-dalàna no nataon'i And... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:15
Fanampy ( 20/03/2009 13:55)
Tsy pédé ny bandy fa mba liana?
Salut doholo e,ity ry zareo misy fanontaniana fa mba liana zay e,ataoko angamba fa tsy zaho irery no liana @ity.ahoana ny mba position an'ireny pédé iry eo @ fiarahamonina e?sa ve rehefa eny izy ire... tohiny
novalian'i tiasahady ny 11/09/2011 15:42
tsinjo ( 20/03/2009 13:52)
INN NY AMBADIKA ??????
site RFI : Madagascar Sarkozy parle d'un « coup d'Etat », et appelle à des élections rapides... tohiny
andrywui ( 20/03/2009 13:51)
MIVERENA AMZAY RANKIZY REHETR REHEF AFAKA NY FO A !!
Mba aoka moa izay rankizy isany tato amin'ny Forum tato ireny fa de tsy mety afaka mihitsy ve ny fo e!! zavatra efa tsy hiverina intsony izy fa efa tombon-dalana ny azy ka mionona re e!! amboary ny s... tohiny
penguin ( 20/03/2009 13:51)
Ratsiraka havototra koa Ravalomanana no ho samborina ahoana?
Ny vahoaka maty ny 10 Août nandraraka ny Rà-ny hampia karina izay nitondra nanaraka ary fitaovana nanalana ny teo antoerana. Sahala izay koa ny amin'izao ny vahoaka maty sy maratra dia fitaovana iha... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/03/2009 16:55
xxx ( 20/03/2009 13:34)
nokidinapen'ny zandary ra8 rehefa avy nokidinapen'ny hafa
sao mbà lasa mivaralila kosa ny prezidà e! sady izy kevokevoka nahazo fahefana iny hanahirana an ! na nisy pays afrikana nanambola injay haka ny harena ambanin'ny tany :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 16:15
xxx ( 20/03/2009 13:29)
miaramila capsaty
efa fantatra ankehitsiny fa ny miaramila ny capsat no nanongana an'i ra8 dia Rakotonandrasana Noel Ndrinarijaona André hoan'izay manana alahelo azy roalahy ireto aza misalasala milaza ny alahelon... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:28
essera ( 20/03/2009 12:48)
Ny marina am\'lay fampisotroana maloto Pasitera (vao2 farany)
Vaovao mba hitako tao amin\'ny gazety en ligne iray ity : Raha izaho no mpanao enquête dia lasa tsy mitombina ny fitoriana apetraky ny fiangonana raha izao fa lasa raha tokony sazy \"gadra mandrap... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:38
salopard ( 20/03/2009 12:45)
Miafina ao @ METRO ANALAKELY RAVALO
Vao nidina tao aho izao , ary dia eo @ ilay rindrina ankavia , raha vao miditra, misy karazana trano fisoko vao namboarina. Fa lakrimozena be aloha ny ao @ Metro e! e! ka ho sarotra ny hahavo... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 13:43
xxx ( 20/03/2009 12:41)
isika milaza azy ho fetsy nefa hambakain'ireo fetsena
dia mamangy ny fahoriana mbà tsy hisosoka alahelo intsony ny tanindrazana fa kondrana izay midoka tena hoe fetsy... tohiny
TIMTIKO ( 20/03/2009 12:04)
GREVY CONTRE L UE CONTRE UA ET CONTRE DES CONTRES
GREVY LAVABE EO @ 13 MAI MBA HAMPISEHOANA IREO MILAZA FA COUP D ETAT HONO NY AN I RAJOELINA LAZAINY FA TSY COUP D ETA HONO IO EO IMASON NY PAYS INTERNATIONAL SY NY ORGANISME INTERNATIONAL. DE TOUTE... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 13:03
xxx ( 20/03/2009 11:26)
Eritreritra mandalo
Sao mba nisy nanamboatra ary i Ra8 no tena tsy heno intsony ? na dia tena indray bava aza ve ?... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 12:33
xxx ( 20/03/2009 11:01)
Union Africaine
Le Conseil de paix et de sécurité de l'Union Africaine (UA) suspend Madagascar de l'Union Africaine. Io ndray zao n vaovao malaza;ary tena marina. Ka raha tsy membre UA tsony lo zan tsika,de tsy a... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 14:19
mion ( 20/03/2009 10:38)
Le Secret commun de Ravalo et Andry TGV
[b]Andry TGV:[/b] - on le surnommait TGV satria izy mahita an'io fika ratsy rehetra io fona ary haingana b ny sainy miketrika ny ratsy!!! - 19 ans, nahabevoka zanak'olona ka nomena vola ny Reni... tohiny
novalian'i mion ny 20/03/2009 13:00
fatsorakely ( 20/03/2009 09:13)
lalàna manahoana no no anan'ny capsat
làlana ahoana no hanan'ny capsatmisambotra teny antanimena an'ireo generaux,miaraka ny pasitera lala.Tsy afaka mitory ve mba hisamborana ny responsable eo anivon'ny iraisampirenena toy ny droit de l'... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:43
tsykivy ( 20/03/2009 09:06)
Njakatiana "Leferiko"
Mangataka ny hiran'ny Njakatiana "Leferiko" Tena mba tiako izy iny Merci ô... tohiny
xxx ( 20/03/2009 08:52)
Le balayeur est balaye
Arrive comme un sauveur Il est parti comme un voleur Arrive comme un hero Il est reparti a Zero Arrive comme un ami Il est reparti ennemi Pourtant je l'avais prevenu La deception de mon peu... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 12:09
bor2lais ( 20/03/2009 08:38)
Kristiana - Fitondrana Firenena
Faly miarahaba antsika rehetra. Amin\'izao toe-draharaha mitranga eo amin\'ny Firenena Malagasy izao dia mamelà ahy hanao copier/coller ny hafatra napetraky ny namana \"prime\" teto izay heveriko fa... tohiny
novalian'i bor2lais ny 24/03/2009 13:04
RATOVOARY ( 20/03/2009 08:36)
Vaovao Pasteur Lala Rasendrahasina
Sendra hitako dia zaraiko eto aloha Naharay sms avy amin’i Pastora Lala Rasendrahasina ny mpamaky anankiray : « Kapoka sy vono, ompa no natao tamiko, ary norahonana ihinana ny malotoko aho, na... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3011