Fihatsaram-belatsihy io e!
Tsy te-ho ratsy eo anatrehan'ny firenena hafa izay efa nanameloka dia mba mody wawawa eo!
Raha tena nanan'eritreritra an'izany, naninona no niandry ny fanambaran'ny UA androany fa tsy efa ela no niteny?
Vao omaly ny ambasadaorony no nalefany teny ambohitsorohitra dia androany ve dia nivadika sahady?
Tsy tafita ny deal t@ khadafi androany dia nihazakazaka nanao io fanambarana io.
Manao ny Malagasy ho vendrana daholo otran'le tohanany angaha reo frantsay reo?