INN NY AMBADIKA ??????

1. tsinjo ( 20/03/2009 13:52)
site RFI : Madagascar Sarkozy parle d'un « coup d'Etat », et appelle à des élections rapides
2. penguin ( 20/03/2009 13:59)
Frantsay tsy azo hianteherana fa tiany eo ambany fitarihany hatrany ny zanataniny taloha.
3. naina3 ( 20/03/2009 14:09)
mitovy hevitra @ penguin,marina izany
4. bozyboleta ( 20/03/2009 14:18)
Fihatsaram-belatsihy io e!
Tsy te-ho ratsy eo anatrehan'ny firenena hafa izay efa nanameloka dia mba mody wawawa eo!
Raha tena nanan'eritreritra an'izany, naninona no niandry ny fanambaran'ny UA androany fa tsy efa ela no niteny?
Vao omaly ny ambasadaorony no nalefany teny ambohitsorohitra dia androany ve dia nivadika sahady?
Tsy tafita ny deal t@ khadafi androany dia nihazakazaka nanao io fanambarana io.
Manao ny Malagasy ho vendrana daholo otran'le tohanany angaha reo frantsay reo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0923