GREVY CONTRE L UE CONTRE UA ET CONTRE DES CONTRES

1. TIMTIKO ( 20/03/2009 12:04)
GREVY LAVABE EO @ 13 MAI MBA HAMPISEHOANA IREO MILAZA FA COUP D ETAT HONO NY AN I RAJOELINA LAZAINY FA TSY COUP D ETA HONO IO EO IMASON NY PAYS INTERNATIONAL SY NY ORGANISME INTERNATIONAL.

DE TOUTE FACON TSY MILA IRENY IZY FA GASY IHANY HONO NY AZY :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 20/03/2009 13:03
2. xxx ( 20/03/2009 12:17)
Fohy loatra ny fisainany ka aza dia omena tsiny izy
3. xxx ( 20/03/2009 12:28)
ny violence tsy ekena izay mampiasa sandry dia meloka fa izao kosa ny dictature
kosa lavina
4. xxx ( 20/03/2009 13:03)
matahotra i TGV hoe hanomboka ny grevy contre TGV de mody mitaona olona hi occupé ny 13 mai lery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0527