Ny marina am\'lay fampisotroana maloto Pasitera (vao2 farany)

1. essera ( 20/03/2009 12:48)
Vaovao mba hitako tao amin\'ny gazety en ligne iray ity :

Raha izaho no mpanao enquête dia lasa tsy mitombina ny fitoriana apetraky ny fiangonana raha izao fa lasa raha tokony sazy \"gadra mandrapahafaty ny azon\'ilay miaramila\" dia omeko sazy mifanahaka amin\'ny \"menace\" tsy fantatro na firy taona izany na firy.


Naharay sms avy amin’i Pastora Lala Rasendrahasina ny mpamaky anankiray :
« Kapoka sy vono, ompa no natao tamiko, ary norahonana ihinana ny malotoko aho, na dia tsy tanteraka aza izany. Tsy hanao polemika aho fa Andriamanitra no nahita ».


Tsy afaka amin\'ny fisalasalana akory fa efa nanao menace raha io sms


Jereo ity adiresy ity fa zah foana ange no diso e.
http://www.madagascar-tribune.com/Vaovao-farany,11462.html
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:38
2. xxx ( 20/03/2009 13:00)
mampime koa le hoe "naharay sms avy aminy pasitera lala rasendrahasina ny mpamaky iray" :-D ohatriny hoe angano izany, fananinona io olona io no nahazo sms avy any? de olona ohatrireny ve de andefa sms?(lala rasendra..) fialany capsat bala daholo ny fanoratana anizao, ny marina tsy mba maty nefa.
3. xxx ( 20/03/2009 13:04)
efa hoe nataon'ny capsat nihinany amininy ka inona no mbola asiana question ihany,tohizo eto fa mbola hisy hintainy koa eto anaovan'ny capsat azy e
4. xxx ( 20/03/2009 13:10)
zahay tsy matahotra vatatay izany e(capsat) :-D :-D tsy ampy sakafo lesy ireny de mora vidina a, raha tenenina zao ireny hoe omena 1million tsi11 lisany fa mandehana mihina tay de manao ireny :-D
5. xxx ( 20/03/2009 13:20)
mampime koa le hoe "naharay sms avy aminy pasitera lala rasendrahasina ny mpamaky iray" ohatriny hoe angano izany, fananinona io olona io no nahazo sms avy any? de olona ohatrireny ve de andefa sms?(lala rasendra..) fialany capsat bala daholo ny fanoratana anizao, ny marina tsy mba maty nefa.
Mety ho marina tokoa izay nefa mety ho ny inverse an'izay koa no misy, mety ho ny avy @ Pasteur Lala mihitsy no te-hiala pà fa tsy te-hivaky mivantana fa tsy nisy ilay fihetsika nataon'ny capsat ( izay le lainga masina fitenin'ny kristiana masirsira ) de mody aparitaka @ gazety avy eo. Fa angah rah pasitera de masina be mitsy fa tsy mba misy heloka na dia kely aza. :?: :?:
6. mion ( 20/03/2009 13:22)
le miaramila n'ny CAPOTE ireny tsy menatra ny hiditra anaty four mintsy anie e,
7. xxx ( 20/03/2009 13:26)
miaramila capotymanosampy :-D :-D :-D aller au diable
8. xxx ( 20/03/2009 13:26)
hiditra anaty fory?
9. xxx ( 20/03/2009 13:26)
Asakasak'ireny mpandainga ireny aloha fa samy mijinja zay nafafiny io :lol:
10. andrywui ( 20/03/2009 13:36)
Moramora ihany ny vava ry zandry lahy isany ! fa ny hamerenana azy no tsy laitra indray andro any a !! sao de voatositosika any anaty mal-arera any ko de voadaroka vao tonga saina eo !! lalanan'ny politika io sady miaro kely herisetra io mba hampisy sira kely ny larony !! efa fomba fanao hatramzay nahatany ny tany io ry zandry !! ny vadin'ny Andriamanjato Richard anga tsy fantatrareo ny nanaovan'ny miaramila azy i Bao Andriamanjato?? hanontanio zay efa foy maso nahita izany tamzany fa sangy sy safosafo fotsiny ny nahazo an'i Rasendra iny ra ny najo azy fa nentiny ny maty mihitsy ny fahavoazany !!! ze voa de maharary aloha e!!! zay ary ko !! akory atao !

:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
11. penguin ( 20/03/2009 13:54)
Elah koa no mbola hisotro siran'ny amanin'elah f'aza taitra.
12. majakely ( 20/03/2009 15:21)
Misy olona tena takampa emotikonina mihitsy ato aah¨¨¨hihihihi,vao sambany angah ??hahahahahhaha
13. fijo ( 20/03/2009 22:38)
tsy misy bani sy rfi sahy hietsik aizany eo,fa aza manantena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0371