Sarkozy: Coup d'Etat ny tao Madagasikara, mila fifidianana m

1. hery ( 20/03/2009 14:21)
Na dia tsy ilaina akory aza ny fihatsaram-belatsihin'i Lafrantsa mpanampy jiolahimboto dia indro apetraka eto ihany ny tenin'i Sarkozy androany hoe fanonganam-panjakana tsy ara-dalàna no nataon'i Andry TGV ka tokony hiroso malaky amin'ny fifidianana.

Angamba tsy nahazo ranondranony tao ilay ambasady vaovao

http://www.lematin.ch/flash-info/madagascar-sarkozy-parle-coup-etat-demande-elections-rapides
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:15
2. sitlo ( 20/03/2009 14:32)
Sarkozy a qualifié vendredi de "coup d'Etat"

Nefa ny ambassadeur frantsay vaovao dia nilaza fa mankatoa ny fitondran'i Andry Rajoelina.

Asakasakareo izay tia frantsay aloha koa.
:twisted:
3. andrywui ( 20/03/2009 16:49)
An an an an !!! Rahery a ! politika avo lenta be io !! mody ataony anzay aloha mba ho hita sy ren'izao tontolo izao fa tsy pour anlé Tgv nahazo fitondrana (coup d'etat ) hono!! fa efa mandry be ny resaka France-Mada amzao ary efa vita fato-maty !! tadidio fa Mme Mialy sy iAmbassadeur vao2 no niara-niditra teto M/car !! resaka efa malmn!! lamba efa vita pasoka sady tsara valona io Rahery a!!! Ny fiaraha-miasa franco-Malgache zay notapahin-dra8 ny 70% d'efa mivitrana tanteraka izao !!


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
4. Mirananirina ( 20/03/2009 17:58)
Politika an'i Sarkozy mihitsy ny miditra amin'ny firenena rehetra,na dia ny firenena arabo aza.Raha vao misy olana kely ny firnena 1 dia izy no miditra voalohany.Mety mbola ho avy any dago any koa izy an.
5. fijo ( 20/03/2009 22:15)
de mijery eo moa isika fa i frants airery izoa no metyhanome vola eo.de hoavy ny vavan'ny rehetra avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6333