MIVERENA AMZAY RANKIZY REHETR REHEF AFAKA NY FO A !!

1. andrywui ( 20/03/2009 13:51)
Mba aoka moa izay rankizy isany tato amin'ny Forum tato ireny fa de tsy mety afaka mihitsy ve ny fo e!! zavatra efa tsy hiverina intsony izy fa efa tombon-dalana ny azy ka mionona re e!! amboary ny saina jereo ireto zaza ato am Forum mipitsapitsa kely miandry anareo mba hiditra ireto !! tsy hiverina intsony izy fa efa tsy namana intsony e!! mitahia izy fa efa lasanko razana ! "ny vazaha maty no mivonkona hozizy fa isika velona mbola hifandom-bera ....!!!!" ka miverena ray olona hifandom-bera a! miverena hinamana be ato isika hitady plannn hanesorana an'io TGV vaky pné io !! ha ha ha ha !!!

=D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ =D> =D>
2. rasobakobako ( 20/03/2009 13:59)
Mba ampitao any amin'i Filoha hajaina TGV ny zava mitranga aty Majunga
- ankoatra ny fandrahonana ny filohampokontany Ambovoalanana izay efa niala t@ toerany
- noteren'ny tgviste koa ny maire(nanaiky) handroaka directeur iray
- nosoloina koa ny 3ème adjointe au maire, nosoloina metis komoriana, halalaka ny fanaovana taratasy sandoka, ary ho betsaka ny komoriana hiditra ho havantsika e! tonga soa e!
- tsy maintsy ampidirina ho BE izany hoe ho Cadre ao amin'ny commune, ilay iray @ ry zareo, izay efa miasa tao ihany fa subordonné nefa tsy manana ny fahaizana sy ny diplaoma sahaza akory , izany hono no valin'ny tolona
- mangina zahay, fa andry zareo ny fitondrana,
3. tsinjo ( 20/03/2009 14:08)
efa ato letsy zay a
4. diamondra27 ( 20/03/2009 14:26)
efa vonona am akanjo sy kiraro milaibe ve nareo hanao investiture radem e!

de aiza no manao mi-temps


de ahoana le resaka THB zany zao afaka mivarotra ny bex-ny am zay tsy misy contrainte ve?


misaotra am le vary tonga aty dago e!

de miandry ny mpividy airforce koa fa tena efa betsaka zao ny marary tokony tsaboina aty am HJRA

de iza no mpanakanto ho avy?
5. tsinjo ( 20/03/2009 15:42)
ilay vary alou aleo azava ny resaka fa fa i r8 no nanaftra aniny taloha ny demission nataony
6. gasmlay ( 20/03/2009 16:08)
ary le sefo tim atsy lesy ry wuiwui mba valio fa miteny rery ao an! :-w ;-)
7. andrywui ( 20/03/2009 16:52)
efa novaliako letsy isefo fa miavonavona be tsy mamaly a !!!! ha ha ha



=D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ =)) =)) =)) ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ =D>
8. Mirananirina ( 20/03/2009 18:01)
ary le sefo tim atsy lesy ry wuiwui mba valio fa miteny rery ao an!

iza indray izany e???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1695