Ratsiraka havototra koa Ravalomanana no ho samborina ahoana?
1. penguin
(
20/03/2009 13:51)
Ny vahoaka maty ny 10 Août nandraraka ny Rà-ny hampia karina izay nitondra nanaraka ary fitaovana nanalana ny teo antoerana. Sahala izay koa ny amin'izao ny vahoaka maty sy maratra dia fitaovana ihany koa satria efa azo ny tanjona dia ny hirodanan'ny fitondrana ka hizarana ny seza. Tsy ho azonao Ra8 ary TGVendrana mihintsy no hiaro azy ankolaka. Tsy misy mahazo mivoaka ny Ministra hoy ry TGVendrana mpanara-dia avy eo ny Ministra TGVendrana ihany no lazain'dry zalahy manampy ny akamanay Ministra Ra8 nivoaka teny Ivato. Mba misy saina ry fitaovana a.
répondu par andrywui le 20/03/2009 16:55
2. andrywui
(
20/03/2009 13:55)
Mandehana rehefa hitsoaka ry Penguin fa aza be resaka eo a! tsis mitazona sy hisambotra eo !!! ndana !!! malalaka Ivato fa sao de nareo mihitsy koa aza no tsisy fré ,omena manko ra tsisy !! fa mandeana aby mitsoaka !! dehors !
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ :@ :@ :@ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ :@ :@ :@ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
3. penguin
(
20/03/2009 14:03)
Mitsoaka ahona ry leity fa elah moa an-dafy ka tsy mahare ny resaky ny mpanao gazety VIVA. Anontanio reo mianadahy be resaka ao raha diso izany. Tsisy mivoaka eto hoy ry donto kely.
4. andrywui
(
20/03/2009 16:55)
Afaka mandé mivoaka hoaho na iza na iza tsy misy voafehifehy zany !! mandehana angé ra misy mitazona zany ee !!!!!
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
