Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
myari
(
19/03/2009 19:29)
Aoka hazava tsara manomboka izao!!!!!!!!
Efa mitovy kilasy @ somalie sy ireo tany afrikanina maro mijaly ankehitriny satria efa kilasin'izao tontolo izao na dia tsy ao anatiny aza i Frantsa, satria efa lasa tany tsy demokratika araka ny faha...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:50
vilambava
(
19/03/2009 19:15)
Misy miala o o o o
Tsy fantatra na nesorina sahady na napetra-pialana sahady fa toa tsy isan'ny governemanta ankehitriny ny minisitry ny fiarovana.
Topmada no nahitana ny vaovao: "Le gouvernement Roindefo perd son m...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:44
xxx
(
19/03/2009 18:33)
HO RAVA NY FJKM
raha izao no mitohy dia ahoana no hiafarany lakona ny paster ra8 tsy eo ry odon manondrana ny mpiandry manao politika aiza tsony fandehan ito fjkm ty raha izao no fandehany
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:34
xl
(
19/03/2009 18:12)
Katolika aho fa manohitra izao ataon i odon izao
AZA FAFANA ITY FA ALEO HISEO ETO NY MARINA
I RATSIRAHONANA NAMPANAO SONIA NY JENERALY TAO CAPSAT
I PASITERA RASENDRAHASINA NASAINA NISOTRO PIPY
RATSIRAHONANA FJKM ANEFA, AIZA IANAO
TSAROVY FA ...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 18:41
xxx
(
19/03/2009 17:20)
Oh ra pikatti a
Tena ohatran’ny lavin’ny saiko le resaka mystification fa mampalahelo fa miverimberina le izy. Na hilaza aza ianao hoe maniaque tsy olana fa tsara ho anao mahalala hoe inona no croyance ny olona ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 00:28
xxx
(
19/03/2009 16:55)
aona ity
:D toa efa ni-reconnaitre any tgv i frantsa reny malala ok izany rehetra e,bemolanga etc :oops: ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 02:02
filazana
(
19/03/2009 16:17)
tongava maro amin'ny asabotsy 21 mars 09
Nampisotroiny TGV pipi ny filohan'ny FFKM.Tongava maro fa tsy azo ekena ny toy izany...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 03:13
xxx
(
19/03/2009 16:16)
Inona no mahamaika ?
Mitombo ihany ny isan'ireo firenena milaza fa fanonganam-panjakana no niseho teto amintsika,
ity nefa toa hafa :
11H05 : L'Ambassadeur de France M.Chataigner a été recu par Andry Rajoelina
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 02:06
xxx
(
19/03/2009 15:50)
samedi rouge
:evil: :evil: :evil: doro trano ,vaky trano,fangalarana,gidraga be eny ahamasina...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:09
Rafahafahana
(
19/03/2009 15:48)
La Communauté de développement de l'Afrique australe refuse
La Communauté de développement de l'Afrique australe (SADC) a refusé jeudi de reconnaître Andry Rajoelina comme nouveau président de Madagascar, deux jours après sa prise de pouvoir par la force...
tohiny
novalian'i Oay ny 20/03/2009 07:43
xxx
(
19/03/2009 15:16)
Blasphème
Zao e,
Pasitera, generaux 3 niara naita ka mila resahina izy 3 de ita we iza no mandainga fa na izany aza ity misy fanamarihana. Inona no antony tsy nahatao an Mr Razanakolona nefa raharahampirenen...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:34
njara2007
(
19/03/2009 14:52)
Toetra mamohetra no ampiharin'ny sasany........
Sans attendre une nomination de la part de la Haute Autorité de la Transition (HAT), l’ancien député d’Antsirabe I, Ratoabolamanana Merci, alias Ramerci, s’est autoproclamé maire de la capit...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:37
xxx
(
19/03/2009 14:04)
Manohitra an'i TGV koa Botswana
Nitombo iray indray izao ny firenena sahy naneho ampahibemaso ny momba an'i TGV.
Zambia, Botswana : contre
France : pour
Nations Unies, USA, Union Africaine: tsisy sahy miteny...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:40
rodro
(
19/03/2009 14:02)
manaiky aho firmin
azavady saika mba hagnataka tonokira ny firmin manaiky aho misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i kalinou ny 23/03/2009 22:28
RATOVOARY
(
19/03/2009 13:49)
Hanao spectacle hono ra8-Andry-Radidy
[img]http://img248.imageshack.us/my.php?image=image1.png[/img]...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 21/03/2009 10:59
BlackGasy
(
19/03/2009 13:49)
RAJOELINA KADHAFI
miharihary ny maha mpanongam-panjakana azy fampiasana hery setra fakana an-keriny fitondrana sns eh..
zao ndray hoe efa niresaka tamin'ny Khadafi izay filoha nanao coup d'état ihany koa
tafaraka i...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:48
fraj
(
19/03/2009 13:40)
mankasitraka anao ra8
ny tenako d mankaery sy mampionina ireo tim rehetra fa mahaiza mionina fa zay no zava nisy ka tsymaintsy arahina @atsakany sy andavany ny tenako neutre ka mahereza! :lol: ...
tohiny
lako
(
19/03/2009 13:15)
PASITERA
Aôna ny hevitrareo ny @ le pasitera Lala Rasendrahasina??
Tena tezitra be mitsy mantsy le miaramila niteny fa lainga ny filazany fa nampisotro pipy azy zany!!
Ary niteny mitsy le miaramila "fa raha...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:46
essera
(
19/03/2009 13:00)
valin'ny (RAHOVIANA NO MANOMBOKA NY MANIF CONTRE TGV )
Aleo aloha isika amin'ny asabotsy miara manao : "Hobio hobio eny Mahamasina".
Reheka afaka 24 mois indray raha tsy milamina dia miara-manao "Homboy homboy". Fa omeo fotoana aloha izy e. Rehefa ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:41
tarzand
(
19/03/2009 12:32)
Hell TGV = Hell Hitler
mahalasa ny saina ihany iny V mandende iny a! lol...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 23:32
