tongava maro amin'ny asabotsy 21 mars 09
![](https://avatar.serasera.org/16a90d66670c92b7106f903df0ceeb6f.jpg)
1. filazana
(
19/03/2009 16:17)
Nampisotroiny TGV pipi ny filohan'ny FFKM.Tongava maro fa tsy azo ekena ny toy izany
novalian'i xxx ny 29/03/2009 03:13
![](https://avatar.serasera.org/9c5f10683592de01aa07cda3753042ee.jpg)
2. mosabe
(
19/03/2009 16:41)
FJKM fa tsy FFKM
voir ici
http://www.topmada.com/2009/03/19/le-pasteur-lala-rasendrahasina-torture-et-humilie-par-des-militaires-du-capsat/
voir ici
http://www.topmada.com/2009/03/19/le-pasteur-lala-rasendrahasina-torture-et-humilie-par-des-militaires-du-capsat/
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
3. vale
(
19/03/2009 18:42)
ity vao tena hoe fanjakan'i baroa, sady asan'ny devoly, i Ravalo mba nanjehana ery oe manao ody gasy eee, nanani, eee, nanana, ity anefa dia tena zavatra mamoafady mihintsy ny aseho hitampoko itampirenena, izany ve ny mba toetra alaina taratra, hmmmmm.. mahonena be le toetsaina , marina eee, izao ve sisa ny hiafaran'i Gasikara?? indrisy!! efa mba nahita masoandroniratra kely teo tam resaka sécurité, ny tsolotra etc, de izao miverina @ fiainam-boto indray! mampalahelo!! :(
![](https://avatar.serasera.org/8a8f1850224ec36175135d45cc2a0a3b.jpg)
4. zakilinina
(
19/03/2009 21:32)
Ny mpitondra fivavahana aza sahiny natao an'izao, koa izay vahoaka ve tsy hataony mihinan'ny amaniny ?
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
5. xxx
(
19/03/2009 21:56)
Avelao aloha handeha ny fanadihadina na marina na tsia ny voalazan'ny Pasitera satria dia nanda fa tsy nanao izany ny tao @capsat.
Tsy fantatra intsony izay marina eto am tanana
Tsy fantatra intsony izay marina eto am tanana
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
6. xxx
(
19/03/2009 22:02)
Ampilantoy kely aloha ny fandehany ry zareo fa tena mitady hifanaritaka be tokoa !!! aza asiana rà latsaka intsony tompoko ô , na inon- kidona nainon-kihantra ,handefitra kely izahay na dia niharan- doza noho ny politika aza. :oops: :oops:
![](https://avatar.serasera.org/4586a58a59a25801ad6c7b6b00f507bc.jpg)
8. Mirananirina
(
20/03/2009 17:32)
Efa naverimberiko matetika fa tsy hitsinjo ny vahoaka i tgv fa valifaty no tadiaviny.
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
9. xxx
(
29/03/2009 03:13)
xxx:
Avelao aloha handeha ny fanadihadina na marina na tsia ny voalazan'ny Pasitera satria dia nanda fa tsy nanao izany ny tao @capsat.
Tsy fantatra intsony izay marina eto am tanana
dia mbola tsy mino ihany very ry xxx a ,aza mazan-doha e ,jereo fa na dia mijery ireo vahoaka mifandray tanana mihira ny hiram-pirenena fotsiny ihany aza dia efa mampivaky fo.Mba manana fo madio amin'izay,efa firifiry izay faty izay,toerana voaroba izay dia mbola ilaza ihany ve hoe tsy mino aho ?
-------------------
Mino ve hianareo fa ametraka fanafody gasy ao amin'ny lapa ny prezident? koa raha tsy dondrona izy.Maninona no ny mpilaza vaovaon'i TGV tena gaigy sy vendrana no navela ho ao,midika izany fa izay lainga nafafiny dia tsy azo henoina.