Misy miala o o o o
1. vilambava
(
19/03/2009 19:15)
Tsy fantatra na nesorina sahady na napetra-pialana sahady fa toa tsy isan'ny governemanta ankehitriny ny minisitry ny fiarovana.
Topmada no nahitana ny vaovao: "Le gouvernement Roindefo perd son ministre de la Défense, 24 heures à peine après l’accession au pouvoir d’Andry Rajoelina entérinée par la Haute Cour constitutionnelle.
Le Général Raonenantsoamampianina n’est donc plus ministre de la défense nationale du gouvernement, selon un décret promulgué en conseil des ministres jeudi. Le poste demeure vacant.
Le cabinet d’Andry Rajoelina reste toujours incomplet. Il compte pour l’instant 12 membres et il se murmure que les candidats peineraient à s’aligner en raison de l’incertitude entourant le pouvoir d’Andry Rajoelina."
Raha ny fazahoako an'izay voalaza eo ambony io dia toa tsy dia marisika hanatevin-daharana ao izay nantsoina. Sao mbola misy devoly tsy voaala kosa eny Ambohitsorohitra? Amen! Aleloia!

novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:44
2. myari
(
19/03/2009 19:34)
rehefa izao no mitohy dia mety hisy fampitahorana @ basy indray hoe : tsy maintsy ministra ianao raha tsy izany misotro ny pipianao
3. xxx
(
19/03/2009 19:43)
ny zavatra tsy fantatry ny olona @ zao d misy disadisa b eo @ miaramila, betsaka @ miaramila no tsy manaiky ny zavatra nataony capsat io ary mbola tsy fantatra zay ataony reo miaramila tsy mankasitraka ny capsat, ary raha mitohy io d tsy hisy ny 26 juin ataony miaramila amin'ity!
5. fijo
(
19/03/2009 21:06)
izay mihintsy.mbola gidraka be ao amin'ny tafika ao.ka aleo fa isika manaramaso ety ivelany e
6. tafondro
(
19/03/2009 22:05)
Foany any koa ranga io daty 26 juin io a! daty sandoka io @ nay ... :oops: :oops:
8. tafondro
(
19/03/2009 23:12)
Aleo amin'izay ary izahay mba hiteny ny zavatra tadiavinay ho an' ny tanindrazana :
_ Tsy mila mosqués amanarivony
_Tsy mila an- dRatsiraka sy ny firongony
_Tsy mila an' i pierrot rajaonarivelo
_Tsy mila an' i monja roindefo
_Tsy mila an' i ratsirahonana
_Tsy mila an' i Zafy albert
_Tsy mila an' iTGV
_Tsy mila an- dra8
_Tsy mila amerikana
_Tsy mila koreana
_Tsy mila frantsay
_Tsy mila japs
_Tsy mila vahiny mandra-pilamina ny toe-draharaha ao M/car
_Tsy mila investisseurs silamo na occidentaux na americain na asiatique na afrikana
_ Tsy mila an 'i sylla
_Tsy mila an' iza n'iza rehefa olona nilomano tao @ politika hatramin' ny 1960
_Mila ny malagasy handray ny andraikiny tsi 11 na dia tsy hisy filoha aza .Dia atao fitondrana faobe toy ny t@ andron' ny fahampanjaka .
Tsy mila fahaleovan- tena sandoka .

9. pikatti
(
20/03/2009 01:44)
tsy misy firenena mahavita tena zay leity ry tafondromaty a ,ary aza manao sain-jaza eo ,foany ny 26 juin sns fa angaha leity ny fitondram-pirenena hotran'ny mitantana épicerie a,
maninona koa raha manamboatra vola be de be de zarao daholo ny mahantra de samy hanan-karena, elah ve adala é :-D :-D :-D
maninona koa raha manamboatra vola be de be de zarao daholo ny mahantra de samy hanan-karena, elah ve adala é :-D :-D :-D