valin'ny (RAHOVIANA NO MANOMBOKA NY MANIF CONTRE TGV )
1. essera
(
19/03/2009 13:00)
Aleo aloha isika amin'ny asabotsy miara manao : "Hobio hobio eny Mahamasina".
Reheka afaka 24 mois indray raha tsy milamina dia miara-manao "Homboy homboy". Fa omeo fotoana aloha izy e. Rehefa tsy hahavita leroa ny goaik'antitra isany sy ry bevolombava
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:41
3. tsiafoi1
(
19/03/2009 14:26)
Reny no tonga @'ilay hiran'i Samoela hoe : "Pasy tolaka be manadala...."
La France koa tsy miala fa manao an-terisetra be, tsy aleo mikisika marina aloa, fa Ny velona no misy antenaina, fa ny maty de sary vongana sisa, tonga martiora tsy satry toa an'Itompokolahy Jeneral Ratsimandrava, ka niamboho tsy sitrany ny adidy niantsorohana.
Mbola vao 1er round iny no vita, miditra @'ny 2è round ndray zao... Ny aina no mateza fa ny tantara de mbola mitohy...

6. Oay
(
19/03/2009 17:56)
Toa teo fona izy ry gasmlay a!
Hery a! zay sahady ve d efa mi-temps klé! ka tsy ho fohy kely izany ny fotoana ilalaovana ve???
Hery a! zay sahady ve d efa mi-temps klé! ka tsy ho fohy kely izany ny fotoana ilalaovana ve???
7. TIMTIKO
(
19/03/2009 18:20)
fotoangasy io an tsy fotoana inona akory afaka 24 volana fa mety afaka 24 taona :D :D :D :D
8. fijo
(
19/03/2009 21:41)
tsy maharitra 24 volan aizany io.ry pierrot efa maika hitaky ny majinika.