Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sohitika2008 ( 18/03/2009 20:36)
Avoahy rajoelina
http://namana.serasera.org/?rub=namana/namana&user=rajoelina... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 07:33
xxx ( 18/03/2009 20:16)
RAHOVIANA NO MANOMBOKA NY MANIF CONTRE TGV
RAHOVIANA NO MANOMBOKA NY MANIFS CONTRE AN 'TGV SY NY FORONGONY E ,IZAHAY EFA MANANA EQUIPE PRO EO @ 100 EO NO MEMEBRE ARY EFA VONONA DAHOLO NY TRAKITA SY NY BANDEROLE.VONONA IZAHAY HANAO SOUS TRAITAN... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 02:35
xxx ( 18/03/2009 20:00)
vaovao tena izy
Araka ny vaovao fantatsika ny lundi teo nohatevenina ny GP ,ary anisany nanatevina teny ny miaramila avy ao @ CAPSAT,sy RFI eny ivato,nefa araka ny filazan'ireo nanao andromaso teny dia ny GP ihany no... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:07
xxx ( 18/03/2009 19:56)
Tsotsoromamba isarahana...
Hafaliana, haravona, fimehezana, fahasambarana, toaka, johnny walker, Macallan, three horse beer, saucisson, voanjo, beloty, domy, reggae, rap, rnb, poker, silipy manitsitsidina, soutien tsy fantatra ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:09
myari ( 18/03/2009 19:35)
Dia tena mihevitra ve i TGV fa dia efa tena prezida tokoa , vao tapk'andro fotsiny aza dia efa be ireo firenena na fikambanana , na olontsotra na mpanao politika naneho ny heviny@ ity fanjakan-jiolam... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:12
diana ( 18/03/2009 18:56)
bonjour le degat
Effectivement la course au pouvoir commence. Pierrot Rajaonarivelo rentrera bientôt et il a déjà annoncé à Reuters que ce qui s’était passé était un coup d’Etat. Et il fait partie des pers... tohiny
novalian'i tafondro ny 18/03/2009 22:40
badboy ( 18/03/2009 18:41)
Soa ihany...
Soa ihany fa tsy tsy mpisolovavan'ny malagasy iray manontolo ireo mpialona sy very seza ary fihinana vokatry ny fiakaran'i TGV eo @ fitondrana!! Efa teo fa niongana ka ndehana @ izay misaona!! N... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:22
xxx ( 18/03/2009 18:29)
hidina ny fidimpiainana tsy ho ela ici 2mois
araka ny fampanantenana natao teny @ 13mai dia hidina vidi mbary sy ny menaka ary tsy ho 28euros isambolana intsony karama,fa mba hiakatra,karama fary ambany.Dia ho hita eo izany fa dia miandry izahay... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:30
zenamy ( 18/03/2009 18:15)
aza mankeny mahamasina samedi izao
raha tsy mankasitraka ny coup d'etat an'i ry tgv dia avelao ry zareo sy ny capsat ary ny vahoaka 2000 isa no ho a,na dia hijery spectacle gratuit aza mandeha,fomba iray entina fampisehoana ny tsy fa... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 12:38
asantsy ( 18/03/2009 18:07)
Vaovao lehibe vao tonga zao
VAOVAO LEHIBE Balle miavaka tsy fahita matetika 2009 Raikitra @ zay ny bal populaire isan andro animé par Dj Andry Ny fiambenana dia ataon'ny capsat Security: Gardes presidentiels alina mi... tohiny
novalian'i vale ny 18/03/2009 23:55
diamondra27 ( 18/03/2009 18:06)
Miarahaba anao Mr Le Président nefa na izany aza...
dia mba ity misy vidéo kely aseho anareo ka samia mitsakotsako daholo isika malagasy tsy vaky volo rehetra amin'ny ho avin'ny firenena izany e! http://www.dailymotion.com/group/145311/video/x8mq... tohiny
novalian'i noufe ny 19/03/2009 11:00
itaramasoandro ( 18/03/2009 17:22)
ankamatatra
Manao ahoana daholo, Ankamatatra : inona ny antony hidirana sy hanoratana eto @ sehatry ny serasera raha toa ka tsy miseo akory izay nolazaina satria, na dia feno avokoa aza ny fitsipika nandefasa... tohiny
novalian'i ni81 ny 25/03/2009 16:59
soanja ( 18/03/2009 17:03)
Arabaina ianareo nahazo filoha bogosy sy zatovo
Miarahaba an'i Madagasikara sy vahoaka ao anatiny izany nahazo filoha vaovao. Enga anie hanam-pahendrena hanatanteraka ny fikarakarana an'i Mada amin'ny fomba mihaja sy matomboka izy. Misaotra. Soanja... tohiny
novalian'i soanja ny 22/03/2009 19:28
sitlo ( 18/03/2009 16:06)
tetik'ady
Aleo isika hoe realiste kely! Tsy ho mora ny hanarina ny firenena. Firenena hoy aho fa tsy toe-karena. Mazava fa na iza na iza, raha tsy hoe mana avy any an-danitra angaha, dia tsy hahavita hana... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:36
xxx ( 18/03/2009 15:59)
Ilay reny malala (tononkalo)
Ry neny malala Diam-penina tsotra sy andalana vitsivitsy No entiko hanehoana ny zava-misy Raha toa ianao nahatsapa fa tara Dia manasa anao hanaraka ny tantara 1896 : Daty voalohany a... tohiny
novalian'i 08051972 ny 18/03/2009 16:45
xxx ( 18/03/2009 15:45)
3volana ihany raha ela indrindra
dia hirodana ny mandany TGV ary ho rotaka be, satria izy na ny pahandro sy ny mpanasa ny kilôtiny aza de miaramila novidiany ka hoetiny aminy sangany, ary izay no tena maha rotaka azy, ho be ny faty ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:43
zenamy ( 18/03/2009 15:34)
ela loatra le 24mois
Araho tsara ny vaovao fa nisy deal nifanarahan'i frantsay sy i tgv ary ratsirahonana t@ fandrodanana an'i Ra8. Fa raha zohina dia toa tsy manaraka ny deal i tgv, satria fantatra fa i asterix (ratsira... tohiny
novalian'i Oay ny 18/03/2009 18:44
pimaso ( 18/03/2009 15:11)
FISAORANA SY FANKATELEMANA NY PRESIDENT UNIQUE RA8
MIARAHABA ANAO " SON EXCELLENCE PRESIDENT RAVALOMANANA " FALY DIA FALY NY TENAKO N INON N INONA DECISION NORAISINAO FANAVOTANA AN I MADAGASIKARA DAHOLO IZANY TSY NY HAMBOM PO NO ASEHO FA DEMOKRASIA... tohiny
xxx ( 18/03/2009 14:56)
RTO NY FANAFODY GASY NAMPIASAINA HANALANA AN I RA8
http://www.tvmada.org/images/Discours_Ambotsirohitra_17032009_8.jpg http://www.tvmada.org/images/Discours_Ambotsirohitra_17032009_4.jpg :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:55
tsimatimanota ( 18/03/2009 14:15)
WELCOME TO THE JUNGLE
Arahabaina ny Filoha Andry Rajoelina Mirary fahombiazana, enga anie MAfy mantsy io toeranao io ka izay no hiarahabana anao hatreto Ny Financement exterieur moa iny efa tsy misy intsony ny reco... tohiny
novalian'i tafondro ny 18/03/2009 19:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.8921