aza mankeny mahamasina samedi izao

1. zenamy ( 18/03/2009 18:15)
raha tsy mankasitraka ny coup d'etat an'i ry tgv dia avelao ry zareo sy ny capsat ary ny vahoaka 2000 isa no ho a,na dia hijery spectacle gratuit aza mandeha,fomba iray entina fampisehoana ny tsy fankasitrahana ny coup d'etat izao.
novalian'i xxx ny 19/03/2009 12:38
2. gasmlay ( 18/03/2009 18:23)
:-@ :-@
3. Oay ( 18/03/2009 18:25)
Ka ny olana ry zenami d ny tsy ahita toerana aza no hobobaka be klé! fa i Oay aloha tsy ho eny an!
4. zenamy ( 18/03/2009 18:32)
aleo hitany havany eo eo mahamasina eo ireo no lazaina fa vahoaka ,ary dia efa miomana fa hisy bal populaire koa io,ka haintsika ihany no fiafarany fa samy mailo fotsiny
5. andrywui ( 18/03/2009 19:48)
Tsa mis bal zany eo fa vestitira no eo ee !!! ha ha ha !!!! tonga aby ray olona fa laingany zany aa !! mandainga be kambo iozenamy io !!!! alazako an'i Hery eo io asaiko alany eo ny PS n'io fa ataovy !!!!


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. andrywain ( 18/03/2009 20:35)
oeeeeeeeeeeee ravalo hono maty eeeeeeeee
7. fijo ( 18/03/2009 22:24)
haninona eny nefa????i pierrot aza manda ,fa fanjakana tsyizy hono io
8. xxx ( 19/03/2009 12:20)
tongava ry reto kambony hihinana ny henan'ilay omby vavy be ronono tetsy Iavoloha a! omby enina no hovonoina eny, raha tsy ampy de hampiana ny henan'ireo Rameva be dia be koa, rehefa eo ambilia ve hisy hahalala hoe Rameva ty fa tsy Omby?
aza hadino ny vilia sy ny sotro fa ilay vary teny @Magro rehetra koa mantsy no handrahoina hohanintsika eny!
aza hadino fotsiny ny mitondra papier sao maharary kibo @ hena sy vary halatra isika ! :lol: :lol: :lol:
9. xxx ( 19/03/2009 12:38)
ataovy ny investiture-nareo fa za aloha tsy hiantso an'iny ho
président mitsy e! ary sao de mitetika hoe hametraka sary ato @ bureau-ko fa tonga de ataoko any @ WC a!!! lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3351