Soa ihany...
1. badboy
(
18/03/2009 18:41)
Soa ihany fa tsy tsy mpisolovavan'ny malagasy iray manontolo ireo mpialona sy very seza ary fihinana vokatry ny fiakaran'i TGV eo @ fitondrana!!
Efa teo fa niongana ka ndehana @ izay misaona!!
Na ho tatabava sy haniry kitro aza ny ratsatanana eto @ serasera eto dia tsy hampiova zavatra izany satria EFA DILA NY ELA SY NY ELA EH!!! TGV NDRAY YZAO NO MALAZA!!Raha mahay manaova tahak'azy mba jerena!! Oups, hay efa tsisy atao intsony satria efa voadaka!!
Adieu Ravalomanana et compagnie, Bonjour Andry TGV et la patrie!!!
Vive Andry TGV, vive le gouvernemnt transitoire!!!

novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:22
2. flodine
(
18/03/2009 19:01)
badboy:
Soa ihany fa tsy tsy mpisolovavan'ny malagasy iray manontolo ireo mpialona sy very seza ary fihinana vokatry ny fiakaran'i TGV eo @ fitondrana!!
Efa teo fa niongana ka ndehana @ izay misaona!!
Na ho tatabava sy haniry kitro aza ny ratsatanana eto @ serasera eto dia tsy hampiova zavatra izany satria EFA DILA NY ELA SY NY ELA EH!!! TGV NDRAY YZAO NO MALAZA!!Raha mahay manaova tahak'azy mba jerena!! Oups, hay efa tsisy atao intsony satria efa voadaka!!
Adieu Ravalomanana et compagnie, Bonjour Andry TGV et la patrie!!!
Vive Andry TGV, vive le gouvernemnt transitoire!!!
3. andrywui
(
18/03/2009 19:44)
hA HA HA HA AHA EKENA BADBOYS MANKASITRAKA DE MAKATELINA HO ELA VELONA
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>