FISAORANA SY FANKATELEMANA NY PRESIDENT UNIQUE RA8
1. pimaso
(
18/03/2009 15:11)
MIARAHABA ANAO " SON EXCELLENCE PRESIDENT RAVALOMANANA "
FALY DIA FALY NY TENAKO N INON N INONA DECISION NORAISINAO
FANAVOTANA AN I MADAGASIKARA DAHOLO IZANY
TSY NY HAMBOM PO NO ASEHO FA DEMOKRASIA IZANY
FISAORANA NO ASEHO SATRIA TSY MBOLA NISY ARY TSY HISY PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR HO TOA ANAO IZANY MIHITSY
FITIAVANA NO NOMENAO KOA DIA FITIAVANA KOA NY HASETRINAY IZANY
MIALA SASATRA TSARA ALOA IANAO ROA TAONA
TSY MANINONA FA ANDRINAY TSARA IZANY
NY EO ANTANANA KOA AMPY TSARA HIATREHANA IZANY
FA IRETO VAHOAKA MADINIKA IRETO NO HO SAHIRANA SATRIA TAPAKA TANTERAKA NY FAMATSIAM BOLA AVY ANY IVELANY
TSY HO LAVA RESAKA FA DIA BONNE VACANCE IANAO CHER PRESIDENT
SADY TAVINY NO VOLONY
NY ASA TOHIZANAY HATRANY
MIASA, MIASA MAFY, MIASA TSARA
KOA MANDRAMPIHAONA
MAMPAMANGY ANY @ I PRESIDENT BARRACK OBAMA
VELOMA DAHOLO NY MPISERA REHETRA FA AFAKA ROA TAONA INDRAY ISIKA MIHAONA ETO
MIRARY SOA NY VAHOAKA TENA TIA AN I MADAGASIKARA REHETRA
;-)
;-)
;-)
:*
:-* (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)

novalian'i taralila09 ny 19/03/2009 12:52
2. xxx
(
18/03/2009 15:20)
izahay koa aloha d misaotra any président fa handrinay ny roa taona,mangala sasatra tsara, aza miheritreritra firy ny aty fa tohizinay hatrany ny asa!
3. Oay
(
18/03/2009 15:21)
Aza mipitsika sahady ry pomasi a! vao manomboka ny eto ka mila antsika hanaramaso ny fihetsikin'ny ankilany.
Manararaotra za hilazao i Marc Ravalomanana fa sarotra be raha any zamerika any no hitéléguider ny tantara aty Madagasikara an! mitadiava fika hakanesana any frantsa.
Eny é ny PDS teo aloha efa ao frantsa fa tsy mahavita ny vitan'i Marc Ravalomanana izy klé!

4. xxx
(
18/03/2009 15:56)
fita oa mbola vao manomboka ny 2em film e hiaraha mahita eto, vao manomboka aloha dia efa hita fa pitaribato vilambava i TGV, hafa no mlazaina omaly hafa ny androany, de ho hita eo koa ny rahampitso, ary hanomboka ny alatsinainy koa ny kiana eny andalambe, raha mitohy mantsy izao toa tsy misy dikany ny manongana any TGV, satria mifanohitra ny nolazainy taminy tolona sy aminizao fotoana izao
5. andrywui
(
18/03/2009 17:12)
F'angah lety elah ry pimaso handé hiala teto koa de efa-taona vao hiverina eto am forum ?? aza mandé zany letsy fa elah zao mba akamako fanalako eto ve de handé le !!! vao tsisy anlah eto ny alina reny de tsy mahita tory mitsy aho le !!! mba fahafinaretako anie lety ry pimaso ny manala anlah eto e!! hijaly ndray ah zany letsy manomboka zao le ,tsy matory mitsy rah tsy mahita anlah tezitra be reny !! sa ve omena otrinnnn ary elah de mjannnn ee!!!! ha ha ha ha !!!!!
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*

6. andrywui
(
18/03/2009 17:13)

7. pikatti
(
18/03/2009 18:13)
ndana doly lisany maka vakansy fa midelira fotsiny ato ,tsisy hevitra azo raisina mintsy :/ :/ :/
8. fijo
(
18/03/2009 22:46)
hihihi avelao fa ahita daholo e.izaoa aloha dia efa voahilika ny protestanta .hummmmm hilay ity fitondrana ity ka.sady aharitra be
9. xl
(
19/03/2009 06:14)
H o atao indray ngah hono ny "sommet africain" nokianina hatrizay
ary tsy manana projet de developpement ankoatrin ny MAP koa ngah
Monsieur le President de fokontany ny Ambatobe
Mba asehoy amizay ny personnaliténao fa anao izao ny fitondrana e!
Miandry zay

10. taralila09
(
19/03/2009 12:52)
za konko mitovy hevitra amind-ra xl.Ny sommet african nge an'isany nanenjehana an-dra8 mafy e.Nefa zao midedaka fa handray an'io ndray.Aza mba bado sy dondrona iany eny @ 13mai e.Aleo anao d hohita ry ledada a!