Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
17/03/2009 20:49)
resy le8 e
resy ho aho nitsoka fotsiny sisa no nataony!!!!!!!...
tohiny
bazylou
(
17/03/2009 20:47)
lasa nilefa any
corée du sud lery hoy i Yves CALVI tao amin'ny TV5, tao amin'ilay emission cdans l'air, ny themen'ny emission tamin'io dia ny hoe " le retour des despotes ".
Voaporofo mazava amin'io izany fa efa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:37
rabingogilabanga
(
17/03/2009 20:25)
TIM may Trano, AREMA may trano, ZAFY a raison
1)Raha tsy soldé (à l'amiable)ny compte t@ ireny KORONTANA be dia be depuis ireny , dia tsy hilamina ny tany hoy i ZAFY
2)Reconciliation Nationale ihany no hahatsara sy hampilamina antsika , hah...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:41
westlife
(
17/03/2009 20:22)
tgv = manja sady milay
;-) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 20:45
bradley7
(
17/03/2009 20:18)
INFO IMPORTANT: SOURCE SURE ET fIABLE
Raha manao izao fanambarana izao aho dia satria mety hisy zavatra lehibe, na zava-doza hitranga eto @ firenentsika ity. Mikasika ny fanonganana ny filoha Ravalomanana izany. Source tena atokisana no...
tohiny
novalian'i cocorie ny 18/03/2009 14:57
ifiona
(
17/03/2009 20:05)
si le peuple malgache pouvait...
raha mba afaka natao moa zany ry zareo ny hoe mampiseho ny tsy fankasitrahany an'i tgv ny malagasy rehetra!
nefa moa mampalahelo fa dia lavin'ilay iray ny référendum, io anie tsy hoe référendu...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 18/03/2009 09:41
xxx
(
17/03/2009 20:03)
miomana ry mpamadika tanindrazana
efa vonona izahy ry rakotonandrasa noel sy leben'ny cemgam fopla .An 'ela aller fa any retour ....
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 00:04
xxx
(
17/03/2009 19:54)
Ireto namana TIM
Aoka tsy harary fo ianareo na dia mafy aza ny nanjo. Aza manao be marenina ka tsy hijery sy minia tsy mahita ny zavatra ratsy nataon-dravalo ianareo, tsy laviko ihany koa anefa fa nisy zavatra kely na...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:59
xxx
(
17/03/2009 19:51)
bravo tgv president
miondrika izahya vahoaka fa resy,mifaly daholory capsat sy ny tariny resy izahy ...
tohiny
novalian'i ifiona ny 17/03/2009 20:06
xxx
(
17/03/2009 19:27)
TGV
tena mieritreritra ve ialahy ry tgv fa hanaiky an ela marina ny vahoaka,tadidio fomba tsy menjika nampiasan'ela,tadidio mbola ppure noho izao no ahazo an'ela...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 19:44
vilambava
(
17/03/2009 19:13)
Aoka izay ry CAPSAT
Hisaorana aloha ny CAPSAT fa "nahatanteraka ny baiko nampanaovina azy". Tena tsy maniry fitondrana tokoa ny miaramila ka notereny ny namany mba hamindra ny fahefana natolotra azy ho an'olon-tsotra.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 19:35
xxx
(
17/03/2009 18:48)
izao no vokany rehefa mitsapa ny herin'i tgv
ny voalohanteniko aloha dia mahaiza mionina isika mpanohana ny fitondrana,variana nivavaka isika,mitondra ambavaka ny fitondrana nefa mangalatra akoho alatsinainy,noheverintsika fa rehefa tsy tim dia...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 00:05
xxx
(
17/03/2009 18:43)
basta c'est fini maintenant vos politique à la con
Ok je pense que c'est fini maintenant ils ont eu ce qu'ils voulaient, laisser nous faire un peu de business, prenez vos pouvoir et allez vous calmer un peu bouffer ce que vous voulez, laissez nous pla...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:58
ifiona
(
17/03/2009 18:17)
mianara Constitution aloha ry tgvendrana isany....
mazava ny Constitution momban'io!
Il confère les pleins pouvoirs à un directoire militaire, qui exerce cumulativement les fonctions du président de la République et celles du Premier ministre qu...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 22:19
sipagasy
(
17/03/2009 17:54)
RNS NANTES 2009
Miarahaba,
Amin-kafaliana hatrany no iarahabana ny rehetra, araka ny efa hain\'ny be sy ny maro dia any Nantes no hatao ny RNS @ ity taona ity, nahazo \'stand\' ho @ izany isika \'serasera.org\' k...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 15/04/2009 18:01
fatsorakely
(
17/03/2009 17:49)
mbola hangina an'izao provocation izao ve
tadidio fa isika maro an'isa,tokony hivondrona hanohitra hatramin'ny farany izao ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 18:50
xxx
(
17/03/2009 17:45)
MBOLA AFAKA MIDITRA SOAMATSAR ATO NY TIM KA ! MIFAMPAHERY !!
Miala tsiny aloh fa tsy hamoaka ps ato mitsy ah zany ato ho ato fa misy mitady hamely ahy mihitsy ato !!! fa izao e!! ny TIM akory ato tsy ho avahana na esoesoina ah !!! tsy mety izany fa namana te...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 18:08
younous
(
17/03/2009 17:42)
coup d'etat ireny e!
raha tena mpivavaka ny radio don bosco tokony tsy nandefa ireny saika itifitra ny general teny antanimena ireny satria asan'ny devoly ireny i andry rahateo moa demony mitafy hodijanakondry...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:19
ikaretsaka
(
17/03/2009 17:17)
ary noheveriko hoe
St Patrick moa aty Bekintana androany ka mifety ry zareo Amerikanina d'origine Irlandais.
dia nisy ireny mpitsoka cornemuse (bagpipe) ilay manao kilt (le zipo) ireny)
de ho'zy ilay sipa tao aorina...
tohiny
novalian'i molota ny 30/03/2009 18:55
xxx
(
17/03/2009 17:02)
Tantara tena nisy
Tsiranana (France) -> directoire militaire (Gle Ramanatsoa) -> tsy nahazaka -> Cle Ratsimandrava -> coup d'Etat -> Ratsiraka (France)
Ratsiraka(France) -> election (Ravalomanana) -> tentative de co...
tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 17:15
