Ireto namana TIM

1. xxx ( 17/03/2009 19:54)
Aoka tsy harary fo ianareo na dia mafy aza ny nanjo. Aza manao be marenina ka tsy hijery sy minia tsy mahita ny zavatra ratsy nataon-dravalo ianareo, tsy laviko ihany koa anefa fa nisy zavatra kely nataony ihany. Aza faly ny hitsikera fotsiny koa ny TGV, ka miseho ho mpaminany eto. Mbola tsy nitondra akory izy.
Na izany na tsy izany, efa lasa ho an'ny tantara Ing. ravalomanana. Ny manorona an'i madagasikara malalantsika izao no tokony atao. Ataoko fa ny zavatra hiraisantsika mianakavy eto dia ny fampandrosoana ny tanintsika.

:)
Tsiky dia ampy hoy izay mpiandraikitra iray izay.
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:59
2. ifiona ( 17/03/2009 19:56)
pffff! koa raha tsy tgvendrana ôtranareo izahay koa hanaiky izay fahefana nalaina an-keriny!
3. xxx ( 17/03/2009 20:00)
on verra lesy e ny cible efa mazava be
4. xxx ( 17/03/2009 20:22)
ok reha copy e chacun a son mutin affiche son non
5. fijo ( 17/03/2009 21:59)
aleo hanao aloha ,fa ho itantsika eo ihany ny tohiny.izoa aza toa ef amanombok amiady an trano ry vendrana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5437