Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ronaldo09 ( 17/03/2009 09:08)
Nandresy eeeeee!!!!!!!!
Azo atao amizay ny mifando-mbera ry zalahy a, efa eny Mahazoarivo manko no miasa i toton Roindefo ,azo omaly koa Ambohitsirohitra ,ny fisamborana dahalo eny Mavoloha sisa he!he!he! Haninon'la avi... tohiny
xxx ( 17/03/2009 09:05)
tsy manaiky e
efa fomba mahazatra indray izao no milaza hoe ny vahoaka no masi mandidy ,efa tokony hiomana isika mpomba an'i ra8 eto tana sy ny manodidina hanongana an'i tgv na dia 2000fotsiny aza... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 09:34
ravatorano ( 17/03/2009 08:45)
fametrahampialana nataon'ny ministra maro
Re sy nolazaina tamin'ny haino amanjery toy ny RFI sy ny Antsiva fa nametram piala ireto minisitra ireto (tsy mbola ofisialy) : Paul Richard (Santé) R. Perline (vice min santé) Panja Rapanoelina ... tohiny
novalian'i ifiona ny 17/03/2009 10:01
andrywain ( 17/03/2009 08:12)
HEHEHE AFAKA IHANY RA8
hihihi afka ihany ra8 no nefarany e miseo azy ho mafy loha lotr ka , mbola aiza ee efa avy amizay zao zahay amin ny angady sy sobika handroaka wi wi wi wi wiw wi ki ki ki ki ki :-D :-D :-D :-D :-... tohiny
novalian'i mion ny 17/03/2009 08:34
ari.malala ( 17/03/2009 07:38)
Eritreritra sendra nandalo maromaro iany...
Miarahaba, Tsy any @ politika no nandefasako ity satria eritreritra nandalo iany moa ny ahy. Angaha moa ny sivily tsy tokony hanana fahazoan-dalana vao afaka mitana fitaovam-piadiana? Ary raha ... tohiny
BOYSGOSS ( 17/03/2009 07:31)
RAMBO 2009 à dago
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D Mba te ampihatra ny zavatra nianarany mintsy reto CAPSAT ireto. Mody mitifitra tafondro sy mitraillette, de... tohiny
badboy ( 17/03/2009 07:26)
Coup d'état indray hoy ny firenena mainty rehetra,dia ny fot
Coup d'état indray hoy ny firenena mainty rehetra ny hetsika ataon'ny vahoaka!! Ireo mpilaza io anefa dia ireo mpitondra izay naka ny fitondrana t@ basy sy tafondro ary tsy nisy vahoaka nanohana azy ... tohiny
novalian'i mibalika ny 17/03/2009 10:05
saranga ( 17/03/2009 07:05)
Ho sarotra amin'ny TGV ny raharaha
Tena ho sarotra amin'ny Andry TGV ny raharaha. Tsy hanaiky ny hipetrahany ho filohan'ny tetezamita izany ry zareo andrarezina mpanao politika. Henonareo ny tenin'i Ratsirahonana hoe ny assises nationa... tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 10:48
rabaradaka ( 17/03/2009 06:32)
Tsy tian'ny mpitolona i Sylla-mangany
Tena tsy reven'ny vahoka i dadatoa Sylla satria efa malaza fa mpamadika namana foana, zay no parcours professionnels an'ni Sylla-mangany, mpamadika namana. tsy mankasitra azy ny mpanao politika rehetr... tohiny
novalian'i andrywain ny 17/03/2009 08:15
xxx ( 17/03/2009 06:09)
Ho an'ny Tanindrazana
Un dirigeant de la transition, autoproclamé, déclare commander l’armée : une honte ! Pense-t-il pouvoir commander longtemps une armée dont l’adhésion instantanée est douteuse quant à sa spo... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 07:41
xxx ( 17/03/2009 05:49)
MAVOLOHA NO VALA-PARIHIKO
Io no vava navoakan-dra8 halina raha sendra nitopy teny an-tokotany izy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i andrywain ny 17/03/2009 08:13
manitinah ( 17/03/2009 03:43)
vola ve no hamadihan'ny polisim-pirenena ny tanindrazana???
MAFY IZANY FITIAVAM-BOLA!!!! jamban'ny vola marina ny olona kan... tohiny
novalian'i manitinah ny 17/03/2009 10:25
rakapy ( 16/03/2009 22:25)
Iza no nom de famille an'i jesosy
Fanotaniana somary hafahafa nefa mba nanitikitika ny saiko izy ity. Ireo jiosy mantsy dia manana ny anarany ary fanampiny ny ankamaroany. Ka mino aho fa nanana izany koa i jesosy. Ka ho anareo izay ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 20:38
xxx ( 16/03/2009 22:09)
vaovao maika eny iavoloha
souce en telephone an'ireo miandry eny fa dia blindes 4 no nodoran'olona eny miaraka an'ireo miaramila 3camions no tratran'ireo GP ,mbola mitohy ny ady amin'izao fotoana izao ... tohiny
novalian'i rixes ny 17/03/2009 10:46
salopard ( 16/03/2009 21:28)
Vaovao IAVOLOHA
tafiditra andapa ny CAPSAT, Ny gabonen'ny IAVOLOHA sisa tsy azon'izy ireo, ary matoa mbola tsy mametra-pialana ny filoha, dia mety ho ao an-gabone ve izy, no miafina, Ady mangotraka no hita... tohiny
novalian'i ratavao ny 17/03/2009 08:16
jombilokely ( 16/03/2009 21:15)
izao ve no atao hoe fitiava tanindrazana
efa izao tontolo izao no manameloka an'io coup d'etat io,ary tsy hisy hanomeha vola ireo mpamatsy vola,ho lasa ireo mpandraharaha ,dia asina fifidianana dans 20mois nefa i ra8 ihany no mety ho lany eo... tohiny
novalian'i ralevazou ny 17/03/2009 10:58
rabehevitra1 ( 16/03/2009 20:27)
radio fahazavana
miheno radio mada sur interent izahay dia manambara ireo GP eny iavoloha fa hiteny matetitetika ao @ radio fahazavana ry zareo en cas ou.Donc soa mba misy mahita liens azafady? na mba mitantara izay ... tohiny
novalian'i litika ny 16/03/2009 23:47
Noue ( 16/03/2009 20:01)
Inona no fihetraikan'io ?
Lundi l’Union européenne a mis en garde contre le possible renversement violent du pouvoir à Madagascar et a déclaré qu’elle ne reconnaîtrait pas tout nouveau président imposé par la force.... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 21:02
ifiona ( 16/03/2009 19:55)
lapin crétin!!!!
[img]http://img3.imageshack.us/img3/4290/madagascar16030900006c.jpg[/img]... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 20:31
randr3263 ( 16/03/2009 19:51)
fomba fianarana hafakely tena mahomby
miarahaba atsika rehetra, nisy fotoana aho nijery fandaharana iray izay mitondra ny lohateny hoe mahenika tamina haino aman-jery.Izay nanasan-dry zareo mpanabe hafakely. ny tena votoatin'ny nivahinia... tohiny
novalian'i Ratoa ny 01/06/2009 20:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.6594