Vaovao IAVOLOHA

1. salopard ( 16/03/2009 21:28)
tafiditra andapa ny CAPSAT,

Ny gabonen'ny IAVOLOHA sisa tsy azon'izy ireo,

ary matoa mbola tsy mametra-pialana ny filoha, dia mety ho ao an-gabone ve izy, no miafina,

Ady mangotraka no hita manodidina ilay gabone @ izao fotoana ,

ny bomba lakrimozene, mandatsa-dranomaso sy mahalatsaka zavatra hafa koa moa efa tsy hay intsony,

Tsy mbola azo ny gabone, tsy afaka mikapa ny KAPA-SAT,

on verra la suite

tsy ampy dôzy aloha e!!!
sniff..snif..
tchouf...
novalian'i ratavao ny 17/03/2009 08:16
2. xxx ( 16/03/2009 21:36)
:? :) :D :D
3. xxx ( 16/03/2009 21:38)
tsy afaka mitsaty ny captsaty
tsy afaka mikapa ny kapasaty

??!??
4. xxx ( 16/03/2009 21:41)
Zay vao mazava! Kay izay no antony nividianan-dra8 karetsaka maro be teny Isotry talohan'ny izy hihiditra an-davaboalavo io.
Mba avelo izy ho ao mba amzay mba prizidan'ny gabone e!
5. xxx ( 16/03/2009 21:44)
alaiko iny fionanela iny ry salopard raha mbola be kosy ela :-D :-D :-D
6. ifiona ( 16/03/2009 21:53)
hein???

snifff tchoufff
7. xxx ( 16/03/2009 22:07)
(l) (l) (l) tu me manque je t'aimes (l) (l) (l)
:roll: :roll: :roll:
8. pitchou ( 16/03/2009 22:18)
fa lasa nitsoaka aiza ny direkteran'ny gabone no olon-kafa no misokaty ao?
9. xxx ( 16/03/2009 22:23)
tara anio rafotsy kely ambony io an( i fiona )sipan'i salopard izy no ilay rafotsy nohan'i salopard indray alina teto hihih,tena nolazain lery antsipirihany mihitsy dia mba mangataka eto koa aho soa mba mahavoa k'iza no mahalala hihiihih : :roll: :roll: :roll:
10. ifiona ( 16/03/2009 22:31)
pffff n'emporte koa!!!!

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
11. xxx ( 16/03/2009 22:57)
snif snif tsoufoka le basin'i salopard :-D :-D :-D
12. ndenn ( 16/03/2009 23:10)
Les salopes sont prédestinées à payées les dettes nationales mais ne jamais confondre, publiques ,privée ,confessions ,croyances ,convictions ,opinions ,principes,participations sociaux.SVP.
13. xxx ( 16/03/2009 23:43)
le salopard ndenn est prédéstiné à ramasser les ordures
casse toi pauvre con !
va te faire foutre par ta sale geule

:twisted:
14. xxx ( 16/03/2009 23:48)
JE NE SUIS PAS DU MEME AVIS QUE TOI NDENN MAIS JE SAIS QUE DES IMBECILE

DE TA RACE SONT NUISIBLES A NOTRE SOCIETE ;-) :-o :^)
15. rixes ( 17/03/2009 05:01)
latsaka foana ny pipy an-ra8 alina raha vao misy zavatra mipoka =))
16. ifiona ( 17/03/2009 05:14)
zay no nahatonga an'i tgv niafina sy nisitrika tao amin' ambassade, mba tsy hahenoina zavatra mipoaka fa marary ny sofiny :-P
17. ratavao ( 17/03/2009 08:16)
Hitanao mihitsy ve le pipian'i R8 latsaka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0895