efa izao tontolo izao no manameloka an'io coup d'etat io,ary tsy hisy hanomeha vola ireo mpamatsy vola,ho lasa ireo mpandraharaha ,dia asina fifidianana dans 20mois nefa i ra8 ihany no mety ho lany eo raha tsy hoe hanaovana hafetsena tsy avela hilatsaka.Tena tia tanindrazana marina i tgv saingy tsy i madagascar angamba izany tanindrazana lazainy fa mety ho lafrance
marina ny an'i Jombilokely! fa ny mampalahelo d ireto malagasy maty eritreritra mbola mitovy hevitra amin'io tary mpamadika tanindrazana io, sady efa anaovan'ny renimalala :twisted: maloto hatrany antampondohany fa ééeeeeee éé! mazotoa fa mbola ho avy aminy ny tsy ampoiziny d am zay tsika mbola haneho hevitra eto ndray!