izao ve no atao hoe fitiava tanindrazana

1. jombilokely ( 16/03/2009 21:15)
efa izao tontolo izao no manameloka an'io coup d'etat io,ary tsy hisy hanomeha vola ireo mpamatsy vola,ho lasa ireo mpandraharaha ,dia asina fifidianana dans 20mois nefa i ra8 ihany no mety ho lany eo raha tsy hoe hanaovana hafetsena tsy avela hilatsaka.Tena tia tanindrazana marina i tgv saingy tsy i madagascar angamba izany tanindrazana lazainy fa mety ho lafrance
novalian'i ralevazou ny 17/03/2009 10:58
2. jombilokely ( 16/03/2009 21:17)
raha ny taktikitaka dia ny handroaka an'i ra8 tsy mahazo milatsaka president fa hatarorana mafy mihitsy ny safidimbahoaka
3. ralevazou ( 17/03/2009 10:58)
marina ny an'i Jombilokely! fa ny mampalahelo d ireto malagasy maty eritreritra mbola mitovy hevitra amin'io tary mpamadika tanindrazana io, sady efa anaovan'ny renimalala :twisted: maloto hatrany antampondohany fa ééeeeeee éé! mazotoa fa mbola ho avy aminy ny tsy ampoiziny d am zay tsika mbola haneho hevitra eto ndray!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078