Ho sarotra amin'ny TGV ny raharaha

1. saranga ( 17/03/2009 07:05)
Tena ho sarotra amin'ny Andry TGV ny raharaha. Tsy hanaiky ny hipetrahany ho filohan'ny tetezamita izany ry zareo andrarezina mpanao politika. Henonareo ny tenin'i Ratsirahonana hoe ny assises nationales no hamaritra ny tetezamita sy ny governemanta sy ny rafitra. Zany hoe mety ary tsy i Andry TGV mihitsy sy Monja Roindefo no hitantana ny tetezamita. Dai hanao ahoana re zany ity TGV be zesta ity e ! Ho vita hatreo ny aminy
novalian'i Oay ny 17/03/2009 10:48
2. Oay ( 17/03/2009 07:28)
saranga:

Tena ho sarotra amin'ny Andry TGV ny raharaha. Tsy hanaiky ny hipetrahany ho filohan'ny tetezamita izany ry zareo andrarezina mpanao politika. Henonareo ny tenin'i Ratsirahonana hoe ny assises nationales no hamaritra ny tetezamita sy ny governemanta sy ny rafitra. Zany hoe mety ary tsy i Andry TGV mihitsy sy Monja Roindefo no hitantana ny tetezamita. Dai hanao ahoana re zany ity TGV be zesta ity e ! Ho vita hatreo ny aminy


Raha ny fahitako d tsy d tena ny holasa prézida na mpanao politika matianina no tena tanjon'i Andry Rajoelina fa ny hanala an'i Marc Ravalomanana mba hahafahany miasa aradalana toa ny teo aloha.
Mbola averiko ary hamafisin'ny ankamaroan'ny mpanao analizy politika fa i Andry Rajoelina d tsy niheritreritra ny hanao politika fa ny nahatonga anazy nilatsaka maire d noho ny antsonjay nataon'i Marc Ravalomanana tamin'ny asany.Noho izany d tsy hahataitra an'i Andry Rajoelina raha tsy izy no prézidà fa ny mahafaly azy d miala i Marc Ravalomanana d malalaka ny fahafahana manao ny asa tiana eto Madagasikara.
3. peta83 ( 17/03/2009 07:47)
Dai hanao ahoana re zany ity TGV be zesta ity e ! Ho vita hatreo ny aminy


aza manahy ny aminy ianao fa ataovy ze ahasambatra anao sy ny fianakavianao.na izany ary bogosy ko lery matoa mizesta eee! 8) 8) 8) 8)
4. peta83 ( 17/03/2009 07:51)
Dai hanao ahoana re zany ity TGV be zesta ity e ! Ho vita hatreo ny aminy


aza manahy ny aminy ianao fa ataovy ze ahasambatra anao sy ny fianakavianao.na izany ary bogosy ko lery matoa mizesta eee! 8) 8) 8) 8)
5. ratavao ( 17/03/2009 08:21)
Ho sarotra am ny ahona e! Aza mihaino vilana fa mba fakafakao aloha vao miteny
6. saranga ( 17/03/2009 09:42)
Nareo ange rakoto tena tsy mba manara-baovao na manao analyse fa de donto kely mampome fotsiny, efa tenenina hoe manaraha vaovao a eee ! Efa tenenina oe mba hendry fa eee
7. xxx ( 17/03/2009 10:07)
Oay:



Raha ny fahitako d tsy d tena ny holasa prézida na mpanao politika matianina no tena tanjon'i Andry Rajoelina fa ny hanala an'i Marc Ravalomanana mba hahafahany miasa aradalana toa ny teo aloha.
Mbola averiko ary hamafisin'ny ankamaroan'ny mpanao analizy politika fa i Andry Rajoelina d tsy niheritreritra ny hanao politika fa ny nahatonga anazy nilatsaka maire d noho ny antsonjay nataon'i Marc Ravalomanana tamin'ny asany.Noho izany d tsy hahataitra an'i Andry Rajoelina raha tsy izy no prézidà fa ny mahafaly azy d miala i Marc Ravalomanana d malalaka ny fahafahana manao ny asa tiana eto Madagasikara.



Mahafinaritra sy mahavelom-bolo ny mahare fa noho ny adin'i Andry TGV @ Ra8 dia mihanan'ny tsy fihinany ny vahoaka malagasy !!!!

Mahafinaritra koa ny mahare fa misy manohana izy @ izany fisainany izany

Ho lasa lavitra ny malagasy raha toa izao daholo ny fisain'ny tanora, lasa lavitra @ dia miverina , TGV manao marche arrière
8. Oay ( 17/03/2009 10:48)
XXX a, marina aloha fa lasa lavitra ihany ianao raha miverina aza satria ny fahalasanana lavitra d araka izay nialana.
Ny fitondran'i Marc Ravalomanana izao d nihevitra fa lasa lavitra satria:
_Niverina ny fanaraha-maso na ny fivoaran'ny kaontinao ao @ banky aza! manana porofo ny tenany satria misy namana niaraniatra any ivelany any d mandefa vola ho anay d natao ankety ny tenanay hoe ahoana ireto vola ireto.
_Nanafatra tank avy any ivelany ny mpiompy omby be ronono mba ahafahana mitahiry ny ronono @ fomba manarapenitra satria nitombo ny vokatra ary nihezaka koa ny koperativa mba hiala @ TIKO izay mividy ny ronono @ vidiny mirary, rehefa tonga tao Toamasina io tank io d tsy navelan'ny mpitondra nivoaka d izany ve no atao hoe fandrosoana na t@ andron' i Ingahy dictateur Ratsiraka aza mbola nisy ny fahalalahana sy fahafahana.Lava loatra fa ny mahavoa ny antitra d ny olona miverintsaina noheveriny fa hampandroso an'i Madagasikara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0075