Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
16/03/2009 10:00)
TGV = Akoholahy fataka
Mba hainao ve ny akoholahy fataka rehefa ampiadina ? Mamely de mitsoaka, de miverina mamely indray.
Toy izany mihitsy ny zavatra taony TGV, mikopaka eo @ 13Mai dia mitsoaka miafina any @ Ambassade de...
tohiny
novalian'i ralevazou ny 16/03/2009 15:55
Noue
(
16/03/2009 09:57)
Andry Rajoelina rejette le référendum proposé par Ravaloman
[b]12H16 : Andry Rajoelina rejette le référendum proposé par Marc Ravalomanana
12:45 - Andry Rajoelina refuse le référendum [/b]
fa inona nefa no ahatahorany eee ??? mazava zany zao n...
tohiny
novalian'i mion ny 16/03/2009 11:40
xxx
(
16/03/2009 09:47)
miankina amin'ny INONA.................
miankina amin'ny inona no mety hahamaro sy hahavitsy ny namany olona 1???...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 18/03/2009 14:10
mion
(
16/03/2009 09:41)
ULTIMATUM Rajoelina , Hay ORA astronomika le oa ADINY 4
SASA MIANDRY IZAHAY ety @ 13 Mai, tapitra le adim-pamantaran'andro 4 nomenaan-dra8 hialany sinon maninn moa? toa tsy nisy tohiny.
Toa tsy miala ihany ra8 nefa efa ho 72h zao no nanisanay ny famantara...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 09:58
manitinah
(
16/03/2009 09:39)
hanao aona ny tohin'izy ty????
ny fantatra alo atreto dia efa iha potika i gasikara malala :-o ...
tohiny
novalian'i manitinah ny 16/03/2009 10:53
xxx
(
16/03/2009 09:37)
Tsy manaiky
Tsy manaiky an'izany referendum izany izahay. Betsaka ihany ny fangatahana nataon'i TGV, tsy nisy nohajain'i raleva, koa maninona no ho ekenay ny zavatra lazain-draleva (sady hangala-bato ohatry ny ma...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 09:58
andrywui
(
16/03/2009 09:33)
MANAIKY NY HANAOVANA NY REFERENDUM NY TGV ....
Raha mazava tsara ny fitsipika de manaoky ny hanaovana referendum ny TGV !!! satria na tiana na tsia de mbola betsaka Tim mitaùîfipify any nanonanonn any !! ka tokony hitovy ny isan'ny elements ...
tohiny
novalian'i penguin ny 16/03/2009 13:42
penguin
(
16/03/2009 09:27)
Ny tarika 13 Mai no tsy manaiky referendum fa aza avadika
Betsaka no mamadika resaka. Ny tarika 13 Mai no milaza hoe efa tsy tia an-DRavalomanana intsony ny vahoaka ka tokony miala izy. Avadika indray ny resaka satria matahotra ry zalhy ary tsy mahatoky tena...
tohiny
novalian'i penguin ny 16/03/2009 10:32
maditra
(
16/03/2009 08:56)
Aza be safary e
Referendum atao dia vita. Alaivo doly izay mety ho mpanara-maso neutre rehetra any ary mba mandraisa koa andraikitra mba ahatomombana azy ara-dalàna sy araka ny marina sy ny hetsiny ary indrindra ind...
tohiny
novalian'i Oay ny 16/03/2009 10:18
yakuza
(
16/03/2009 08:46)
Mba rovina loatra ary no tapitra ty disadisa eto @ tanana ty
Tena leo be mintsy ny tenanay sa nareo tsy leo eo @ le fitadiavana mintsy no lasa misy blem be sady miha reraka ny vatana ny saina fa tsy ny fanahy alou e!...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 09:02
mibalika
(
16/03/2009 08:42)
aretina neurologique
miarahaba ny rehetra,
vao haingana aho no tonga eto ,misy fanotaniana tiako hapetraka,misy firy ny malagasy voan'ny aretina parkinson na altzheimer ,misy olona ve eto mahafatatra olona voan'ireo aret...
tohiny
rafika
(
16/03/2009 08:42)
Njay ilay feo
Mba maniry ahazo ireto tonon-kira ireto tompoko raha azo hatao.
1> Hiran'i Ossy : Njay ilay feo
Njay ilay feo fa tonga indray
Mamaky habakabaka ......
tohiny
novalian'i nirin ny 10/09/2019 14:10
mpandalina
(
16/03/2009 08:28)
jaka sila hifidy ravalo hono am referendum
ataovy fafi-katrana ravalo ny vola amin'io referendum dia ho hitan'i tgvendrana hoe iza no tena be sosy eto a!!!
ataovy fay tsara mihitsy !!!!
ataovy 100.000 fmg isak'olona dia ataovy 95% ny ré...
tohiny
novalian'i Oay ny 16/03/2009 08:55
kantokeli
(
16/03/2009 08:24)
Tononkira Klarys
miarahaba !
mba mangataka ny tononkiran'i Klarys le ho tia anao iny, le hira fanao amin'ny mariazy iny .
misaotra mialoha...
tohiny
rixes
(
16/03/2009 08:21)
NANONGANA RA8
tena vaovao sur ty ra8 hono no lasa lehibe n fokotany IAVOLOHA de i lalao secretera mpitendry machine =)) =)) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 10:38
mion
(
16/03/2009 08:19)
TVM FAHAROA (PIRATY ) TSARA BE NY SARY SY NY FANDAHARANA AO
Rafa noroboaina sy nodorana ny TVM testy anosy dia nanagana TVM II indray ny TGV KA TVM KOA NO ANARANY.
Ireo fitaovan'ny TVM I (talou) no ampiasaina @ zany.
Tena tsy kely làlana ny ratsy an... iny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 10:05
mpandalina
(
16/03/2009 07:44)
tsy sahy referendum i ravalo
Miandrasa fifidianana rangahy a !
Maninona tokoa ry TGV (terreur goka violeur ) raha miandry fifidianana a !
Raha miandry fiVidianana mantsy ianao ry lucky luke dia izao no zavatra hiseho :
...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 16/03/2009 08:48
diloo
(
16/03/2009 07:40)
Fitsapana hevim-bahoaka anterneto ankolaka(Randria2009)
Manao ahoana daholo.
Mba nampiasa ity sondage ity aho saingy ankolaka ny valiny.
Ity ilay site nanao ilay sondage, izay azo hidirana ao @'ny Serasera.org:
Fitsapan-kevibahoaka 2009 [Referendu...
tohiny
novalian'i Oay ny 16/03/2009 09:10
ravatorano
(
16/03/2009 07:38)
maro no taitra teny amin'ny 13 mai tamin'ny sabotsy teo
satria nahoana hoy ianao : tonga nanao fambarana teny amin'ny kianjan'ny 13 mai tamin'ny sabotsy 14 mars teo Ingahy Jacques Sylla ary nolazainy teny fa ny "prezidà" Andry Rajoelina no nanasa azy ho t...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 16/03/2009 10:14
Noue
(
16/03/2009 07:21)
Jodasy « mpijapy train »
[URL=http://img16.imageshack.us/my.php?image=iavoloha2.jpg][IMG]http://img16.imageshack.us/img16/7572/iavoloha2.jpg[/IMG][/URL]
« Pourquoi est-il venu sur la Place du 13 mai ? Si c'était pour...
tohiny
novalian'i Oay ny 16/03/2009 10:36
