Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 16/03/2009 06:32)
Ahoana no no tokony ataoko?
Miarahaba ny rehetra. Ahoana no tokony ataoko fa omaly zany ny zanako nitantara zavatra tamiko, ozizy mantsy anà, "neny a, zay mpiara mianatra aminay zay an, classe de 8è izy fa izy hono efa im8 ... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 25/03/2009 04:15
xxx ( 16/03/2009 06:02)
Ny tantara no hitsara na iza izy na iza
Voalohan-teny aloha dia miharahaba ny namana rehetra ato anaty forum. Zavatra mba nanohana ny tena ity ka tsy hay ny tsy hanambara azy fa alohan’izay aloha dia aleo tsoriko fa ny tenako dia tsy ... tohiny
novalian'i mion ny 16/03/2009 07:38
ravatorano ( 16/03/2009 05:49)
LSA NY ADINY EFATRA §
Nanome adiny efatra an'Ingahy Ravalomanana Ingahy andry Rajoelina mba hametrahany fialana. Lasa ilay adiny efatra dia efa samy niantranatrana avokoa ny rehetra samy nanongilan tsofina tamin 'ireo rad... tohiny
novalian'i ngoiha ny 16/03/2009 12:05
rixes ( 16/03/2009 04:49)
LASA FONJA V I MAVOLOHA E!
Tena i ra8 ihany no nampigadra ny tenany ao mavoloha , fa inona no hataorany tsy hipetrahany eny faravohitra , zavatra mbola ny vahoka manerana ny madagascar mbola tia azy ny 90% =)) ... tohiny
Randria2009 ( 16/03/2009 02:52)
Nirefotra ny grenady tao Iavoloha........
Jereo eto: [url]http://madagasikara-2009.blogspot.com/[/url] na [url]http://randria2009.blaogy.com/[/url] na [url]http://www.123votez.com/sondages/sondage-gratuit-31833_54860.php[/url... tohiny
ts6afa ( 16/03/2009 01:52)
mitady
Mba mitady ny tonin'lay hira "jesosy longo soa" azafady ra mba misy manana. misaotra mialoha... tohiny
fijo ( 16/03/2009 00:30)
tgv
manomboka matahotra sy tsy maharitra i andry,satria manomboka tsapany fa mih amandao azy ny vahoaka notaritiny. maro mantsy ireo vahoaka ireo no tia azy ,fa manda ny goaikantitra mijapy azy. maro ko... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 01:33
xxx ( 15/03/2009 20:59)
LE PETROLE DU MADAGASCAR
Asa na tena mandinika isika vahoaka na tsia fa ny zavatra fonosin'izao savorovoro eto amin'ny firenena izao dia ny resaka samy te ho patron-ny petrole izay efa an-dalam-pitrandrahana amin'izao fotoana... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 16/03/2009 08:39
Optik ( 15/03/2009 20:42)
sondage (referendum)
http://www.123votez.com/sondages/sondage-gratuit-31831_54848.php... tohiny
novalian'i mion ny 16/03/2009 07:57
xxx ( 15/03/2009 20:19)
efa miala any hono!
asa fa efa mande ny feo fa efa nanao resérvation fa ho avy any Mcar i Pierrot Rajaonarivelo sy pascal Rakotomavo, fa d ho hitatsika eo!... tohiny
novalian'i tsinjo ny 16/03/2009 06:15
xxx ( 15/03/2009 19:50)
dia mety rahoviana
dia mety rahoviana le referadum,amiko manokana mila fotoana ny fanaovana an'izany au moins 6 mois a 1ans ,nefa ny election presidentielle @ 2011,koa raha hoe lany le referadum dia mbola asiana ve ny e... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2009 23:58
soanja ( 15/03/2009 18:30)
Hira namelan-kafatra: Light On by David Cook
Ho anareo namako rehetra maneran-tany izay miezaka mafy mampifandray ny momba antsika olombelona. Ity misy hira nofidiako ho anareo ampitiavana. http://www.youtube.com/watch?v=CP5fBx8JLoQ N... tohiny
tgvra8 ( 15/03/2009 18:10)
POLITIKA SISA ANDRIAMANITR I TGV SY RA8 DE MODY MIVAVAKA
POLITIKA ANIE NO ANDRIAMANITRAY SY ANDRY EE SAO NAREO VAOAKA MIEVITRA FA FIKA FOTSINY IO MODY MIVAVAKA ANDROANY IO 8) 8) 8) ... tohiny
Noue ( 15/03/2009 17:59)
Le président Ravalomanana confirme qu’un référendum aura lie
[URL=http://img11.imageshack.us/my.php?image=madagsascarflag.jpg][IMG]http://img11.imageshack.us/img11/8128/madagsascarflag.jpg[/IMG][/URL] [b]Le président Ravalomanana confirme qu’un référe... tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 08:06
ni81 ( 15/03/2009 17:43)
Ireo malagasy mifaninana @ question pour un champion
T@ 13 mars no anjaran'izy ireo http://questions-pour-un-champion.france3.fr/emission/index-fr.php?page=video&type_video=quotidiennes&video_courante=20090313... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 13:26
Noue ( 15/03/2009 17:07)
Marc Rvalomanana filoham-pirenena
[URL=http://img208.imageshack.us/my.php?image=iavoloha15030900003.jpg][IMG]http://img208.imageshack.us/img208/3764/iavoloha15030900003.jpg[/IMG][/URL] [b]« Non je ne vous abandonnerai pas (…) Je... tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 08:09
bazylou ( 15/03/2009 14:39)
lasa fivavahana sandoka sisa
ny fivavahan ao Madagasikara ao , kay ireto prezda sy gasy ireto dia mody miangona fotsiny fa hipokrity daholo !!!... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 21:41
bazylou ( 15/03/2009 14:37)
referendum , tsy mifarihy hono lery
fa raha tian'ny vahoaka ny referendum dia ataony fa vonona izy ?? araka nyhevitrareo , naninona no izay vao tonga saina hanao an'io na ny hikasa hanao an'io ??? naninonano tsy natao dieny mialoha fats... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2009 00:05
tsinjo ( 15/03/2009 13:30)
METY HISY REFERENDUM ATO ATO
miomana isika fa mety hisy referendum ato ato de hita eo we iza no no tsy tiany vahoaka i TGV ve sa R8 ... tohiny
tsinjo ( 15/03/2009 13:30)
METY HISY REFERENDUM ATO ATO
miomana isika fa mety hisy referendum ato ato de hita eo we iza no no tsy tiany vahoaka i TGV ve sa R8 ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.8667