Marc Rvalomanana filoham-pirenena

1. Noue ( 15/03/2009 17:07)
[URL=http://img208.imageshack.us/my.php?image=iavoloha15030900003.jpg][IMG]http://img208.imageshack.us/img208/3764/iavoloha15030900003.jpg[/IMG][/URL]

« Non je ne vous abandonnerai pas (…) Je n’abandonnerai jamais, je mourrai ici avec vous, » a-t-il déclaré à ses partisans. Il a réitéré l’importance de la Démocratie, « la Démocratie doit prévaloir (…) il faut respecter la Constitution. S’il faut faire un référendum, je n’ai pas peur »

Le président Ravalomanana vient d’intervenir pour appeler le gouvernement à organiser dans les plus brefs délais un référendum. Il fait appel à toute la Communauté Internationale et les Nations Unies pour surveiller son bon déroulement afin de sortir rapidement les Malagasy de cette crise

dia ho hitantsika eo fa raha sanatria ka mandaha an'io tgv dia ho hitan'ny vahoaka eo ny ataony oe democratie.
novalian'i Noue ny 16/03/2009 08:09
2. Noue ( 15/03/2009 17:12)

Puisque le peuple est détenteur du pouvoir, il est légitime que nous renvoyions au peuple la question, qui est : est ce que vous voulez que je continue en tant que Président de la République ? » a-t-il déclaré. Il a affirmé aussi qu’il respectera le résultat de ce référendum et qu’il demande à chacun de le respecter également.
3. rabingogilabanga ( 15/03/2009 17:27)
Na dia mbola aaveriko aza hoe: tsy maintsy tokony handalo ankety izy, na i TGV sy ny namany koa, hoe iza no t@ 07/02/09, teo, dia tsy olana mihintsy ny hanaovana referendum saingy,

3 question se posent: qui? quoi?comment?

1)Le Qui?

Qui va l'organiser?

2)Le Quoi?

Quelle est la question à poser?


3)Le comment ?

Mais surtout, quel code électoral ?

Le où: c'est sûr que c'est à Madagascar
le quand: dépend des réponses données à ces 3 questions sus-citées


4. molota ( 15/03/2009 17:38)
Hitantsika rehetra eo indray ra hanaiky ny TGVédranà isany, :-D :-D
5. tgvra8 ( 15/03/2009 17:52)
ALEO ALOHA IZAHAY MIAOTRA HILALAO VAHOAKA KELY KELY FOTSINY ANIE NO VONOINAY EEE EO AMI 5000 EO FOTSINY AINOLONA 5000 VE DE HAMPIBABABABA ANAREO ETO EEE TOHIZA NY TOLONA 8) 8) 8)
6. xxx ( 15/03/2009 17:59)
tsy misy miala eo président, tsy misy miala eo président, alefaso ny referadum fa tsika tsy matahotra zany é!
7. Noue ( 15/03/2009 18:01)
3 question se posent: qui? quoi?comment?

1)Le Qui?

Qui va l'organiser?

2)Le Quoi?

Quelle est la question à poser?


3)Le comment ?

Mais surtout, quel code électoral ?

Le où: c'est sûr que c'est à Madagascar
le quand: dépend des réponses données à ces 3 questions sus-citées


ny valiny dia ity ee !

Il appelle le gouvernement à organiser ce référendum dans les plus brefs délais. Il appelle aussi toute la Communauté Internationale, les Nations Unies et les bailleurs de fonds, à aider dans l’organisation de cette démarche démocratique qui se fera dans la transparence.

Cette démarche est une démarche démocratique qui s’inscrit dans le respect de la Constitution qui est sacrée précise le président.

Le peuple doit respecter le “fihavanana” (…) Nous sommes un peuple sage et nous ne sommes qu’un seul peuple. Nos avis ne sont pas forcément les mêmes mais j’invite tous les Malagasy à respecter la décision qui sortira des urnes
8. tgvra8 ( 15/03/2009 18:04)
TSY MATAHOTRA IZAHAY FA SEHY MAMONO KA EO ALOHA EO IHGNY ALOHA NAREO VAHOAKA 8) 8) 8)
9. Noue ( 15/03/2009 18:12)
:!:
10. TEGEVE ( 15/03/2009 19:12)
anaka tgvr8 ,fantatray ato @ foibe fa ianao dia andrywui fa tsy mety aminao zany lian-drà izany anaka (l) (l)
11. xxx ( 15/03/2009 19:19)
dementi officiel ny fanambaran'i TEZEVE :-D :-D :-D
12. xxx ( 15/03/2009 19:22)
Gaga be ndray izahy e! tsy matiko lolo le kofa iny fa iza marina moa no mahalala ,capable manao lan'zany lery kah ,be lolompo zay mantsy nedala :-D :-D :-D :-D
13. Noue ( 15/03/2009 19:25)
ka ilay complexe de superiorité no mahazo azy ka tsy maitriseny intsony ilay izy, sady ireo mpanosika azy koa dia tsy mba misy zavatra rariny no ataony satria seza io ee ! mampalahelo oa ee !
14. Optik ( 15/03/2009 20:31)
Ratsy be anie ny hiafaran-dreo Tézévé reo ry zalah e:

1)-Izy samy izy ihany no hifanjinja tsikelikely eo fa jereo tsara!!

2)-Ny Françafrik ihany koa tsy hanary tsy hanampy azy reo tsony refa hitan'ny frantay fa tsy ho tafa ny fanakorontanana satria mafitoto Ra8 ary miray hina ny vahoaka!!

3)-Ny contra attak avo lenta rahateo tsy hamela an-dreo hitsoka maina eo!!


4)- Zahay tanora hianatra tsara de ny tanindrazany ataonay mahery ndrindra sady tsara ndrindra refa lehibe zahay!!! ( De reo frantay nambotry anay reo ataonay mamay am'zay!!)

Optik.
15. Noue ( 15/03/2009 20:34)
dia ho hita eo aloha zay fandehany rahampitso ee
16. fijo ( 16/03/2009 00:04)
tgv wa matahotra fifidianana izany.capsat ihany ny azy.force sy barbare
17. rixes ( 16/03/2009 05:29)
ARY MBA IZA AVY ZANY ZAO IREO AO FITONDRANA MBOLA MANARAKA AN'I RA8 .
18. tsinjo ( 16/03/2009 06:21)
ny vahoka l'ty ry rixes no manaraka azy hatram zao a , ary tsy iala aminy mitsy e , aiza ary nareo zany :-D
19. mpandalina ( 16/03/2009 07:30)
tompoko,


izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.

tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"

ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.

olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?

samy tahian'Atra daholo!
20. ngoiha ( 16/03/2009 08:09)
Tsy mitana ze tsy tamana fa ny VAHOAKA MARO AN'ISA MBOLA AO
ZAY KOA TSY HIALA MINTSY EEEEE
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0493