dia mety rahoviana

1. xxx ( 15/03/2009 19:50)
dia mety rahoviana le referadum,amiko manokana mila fotoana ny fanaovana an'izany au moins 6 mois a 1ans ,nefa ny election presidentielle @ 2011,koa raha hoe lany le referadum dia mbola asiana ve ny election presidentiel
novalian'i fijo ny 15/03/2009 23:58
2. Noue ( 15/03/2009 19:59)
mino aho fa tsy aharitra ela oe 6 volana zany kosa io ee ! efa nanao antso ny filoha t@ ireo firenena hafa

Il appelle le gouvernement à organiser ce référendum dans les plus brefs délais. Il appelle aussi toute la Communauté Internationale, les Nations Unies et les bailleurs de fonds, à aider dans l’organisation de cette démarche démocratique qui se fera dans la transparence.

sady ry zareo mino aho fa hanaiky an'io ka hanatanteraka an'io aingana satria fantany tsara ny fijalian'ny vahoaka
3. xxx ( 15/03/2009 20:11)
tsy vita rapide izany ny manao referadum,sutout ny cas an'i dago
4. Noue ( 15/03/2009 20:35)
eny ee ! fa enganié
5. andrywain ( 15/03/2009 22:27)
tsy manaiky izany izaay miala i ra8 dia milamina ny tanan
6. fijo ( 15/03/2009 23:58)
matahotra safidim bahoaka ngah any sasany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2133