referendum , tsy mifarihy hono lery

1. bazylou ( 15/03/2009 14:37)
fa raha tian'ny vahoaka ny referendum dia ataony fa vonona izy ?? araka nyhevitrareo , naninona no izay vao tonga saina hanao an'io na ny hikasa hanao an'io ??? naninonano tsy natao dieny mialoha fatsy niandryefa roa volana mahery vao hoe hanao aho hano . :roll: :roll: :roll: :roll:
novalian'i fijo ny 16/03/2009 00:05
2. ifiona ( 15/03/2009 14:44)
Satria tsy voatery hanao an'izany mihitsy izy, satria izy efa filoha voafidim-bahoaka, ka tsy izay olona iray tsy faly @ ny ataony dia hanaovana référendum isak'izay mihetsika.

Raiso ho toy ny cadeau ho an'i Andry TGV io, raha ny tokony ho izy tsy tokony hisy akory zany référendum zany.
3. Noue ( 15/03/2009 17:00)
ifiona:

Satria tsy voatery hanao an'izany mihitsy izy, satria izy efa filoha voafidim-bahoaka, ka tsy izay olona iray tsy faly @ ny ataony dia hanaovana référendum isak'izay mihetsika.

Raiso ho toy ny cadeau ho an'i Andry TGV io, raha ny tokony ho izy tsy tokony hisy akory zany référendum zany.
tena marina retsy io nolazaindry ireo aa ! arakin'ny nilazain'filoha oe misy 1485 maires eto M/car ka raha samy hanao an'zany avokoa ny maire tsirairay , inona no hihafaran'ity fanjakana ity ???


4. xxx ( 15/03/2009 17:05)
TGV a dit : ” Le pouvoir appartient à la population. La population donne le pouvoir et la population reprend le pouvoir “. Demandons alors, par referundum ou par election annticipee s’il faut, la decision de la population. Puisque c’est la seule voie legale d’expression de la population.

5. Noue ( 15/03/2009 17:09)
ka zay indrindra manko eee ! dia aleo ny vahoaka no hifidy ny tiany
6. molota ( 15/03/2009 17:44)
aleo ny vahoaka no hisafidy é! hoé: iza no tiany ho filoham-pirenenany ao anatiny démocratie daoly zany! :wink:
7. tgvra8 ( 15/03/2009 17:54)
ALEO MODY ASIANA REFERENDUM DE ASAIKO MIKOROTANA NDRAY I TGV DE MAMONO VAHOAKA KELY NJAY 8) 8) 8)
8. xxx ( 15/03/2009 18:03)
tsy tgv rery no manana vahoaka fa samy manana d hita eo hoe an'iza ny pouvoir é
9. mosabe ( 15/03/2009 18:04)
molota:

aleo ny vahoaka no hisafidy é! hoé: iza no tiany ho filoham-pirenenany ao anatiny démocratie daoly zany! :wink:



C'est pas ca la democratie !!

ny demokrasia dia voafidy ny solontenam-bahoaka : ny depiote na ny filoha, mariho fa any Etazonia dia tsy ny vahoaka no mifidy directement ... ny filoha,

Ka izao, ny zavatra voalohany atao raha hoe resy dia manaiky ny valimp-pifidianana... respect des resultats et echeances electorales...

izany hoe tsy hanolotra presida vaovao ianareo 3000, sy ny miaramila sasantsasany rehefa resy.

izany kosa no atao hoe coup d'etat.

10. tgvra8 ( 15/03/2009 18:07)
ALEO FA KILALAONAY ROALAHY IO FA EO ALOHA EO IHANY ALOHA NAREO VAHOAKA TIFIRINA SY VONOINA 8) 8) 8) 8)
11. fijo ( 16/03/2009 00:05)
efa vonona aloha izy,ka rah asahy ny ankilany dia tokony hanaiky
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387