Hira namelan-kafatra: Light On by David Cook

1. soanja ( 15/03/2009 18:30)
Ho anareo namako rehetra maneran-tany izay miezaka mafy mampifandray ny momba antsika olombelona.

Ity misy hira nofidiako ho anareo ampitiavana.

http://www.youtube.com/watch?v=CP5fBx8JLoQ

Ny toniny dia milaza aminareo fa na tsy eo aza aho dia aza manahy fa tazomy foana ny jiro mba hitsilo sy hanafana momba antsika ao anaty fanantenana. Soanja

David Cook - “Light On” Lyrics

Never really said too much
Afraid it wouldn’t be enough
Just try to keep my spirits up
When there’s no point in grieving
Doesn’t matter anyway
Words could never make me stay
Words will never take my place
When you know I’m leaving

(Chorus)
Try to leave a light on when I’m gone
Something I rely on to get home
One I can feel at night
A naked light, a fire to keep me warm
Try to leave a light on when I’m gone
Even in the daylight, shine on
And when it’s late at night you can look inside
You won’t feel so alone

You know we’ve been down that road
What seems a thousand times before
My back to a closing door and my eyes to the seasons
That roll out underneath my heels
And you don’t know how bad it feels
To leave the only one that I have ever believed in

[Chorus]

Sometimes it feels like we’ve run out of luck
When the signal keeps on breaking up
When the wires cross in my brain
You’ll start my heart again
When I come along

[Chorus]
2. bilakarenjy ( 20/03/2009 07:37)
Mankasitraka sy mankatelina ry soanja ,fa tena ao @ le ankafizako azy tsara mihitsy .Masaka be .Raha mbola misy kambana aminy de alefaso eto fa raisina am-pitiavana be

3. Koditra ( 20/03/2009 23:45)
message

Za kounkou ve? Kouny?
4. soanja ( 21/03/2009 20:21)
bilakarenjy:

Mankasitraka sy mankatelina ry soanja ,fa tena ao @ le ankafizako azy tsara mihitsy .Masaka be .Raha mbola misy kambana aminy de alefaso eto fa raisina am-pitiavana be




Tsy misy fisaorana Bila o. Ianao no isaorako mankatia ny hira atolotro.


:-* :-* :-* andraso alaiko ny kambana aminy.
5. soanja ( 21/03/2009 20:22)
Koditra:

message

Za kounkou ve? Kouny?


Ao tanteraka ka! Tsy misy fetra!


:-* :-* :-* :-*
6. soanja ( 21/03/2009 20:52)

Ilay Kambana. :-* :-* :-*

http://www.youtube.com/watch?v=3J8q4cBSkTQ
7. Koditra ( 21/03/2009 21:49)
Soanja:
Ao tanteraka ka! Tsy misy fetra!
sòtra betsaka. :-* :-*
8. bilakarenjy ( 25/03/2009 22:35)
tena vao maika masaka be le kambana aminy fa somary hamafisiko @ ity fa http://www.youtube.com/watch?v=6BQoJDHZsGM&NR=1
9. soanja ( 26/03/2009 21:33)
Mbola ao ihany ve ny lokanganareo??

Ity indray ary ny tady ampitovizako aminy.

Toy ny fiainana any amin'ny volana ihany izy ity e, mety manahirana rehefa irery. Na hipoka aza ny manodidina dia mandray anareo ny momba ahy!

http://www.youtube.com/watch?v=gD2EY0OzSto

Masaka tanteraka Bila o! :-* :-* :-* :-*
10. bilakarenjy ( 30/03/2009 19:58)
ity misy hira iray zay tena mba nanaitra ahy .Na ny fandrindrana na ny fampiaraham-peo .http://www.youtube.com/watch?v=CIiWBPdhPH8

Le hira toy izany no tena mba ankafiziko miaraka @ io hiranao io .

Tena masaka be io hiranao io sady ankafiziko tanteraka .

Misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4518