Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 16/03/2009 19:50)
video prise du palais
http://fr.news.yahoo.com/2/20090316/video/vwl-a-madagascar-l-arme-entre-dans-les-b-acb3f14.html vitsy kely ihany rizareo de niaps ny sasany an... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 20:07
rabingogilabanga ( 16/03/2009 19:26)
RECONCILIATION NATIONALE : Zafy avait raison
I zafy albert no niteny an'io ombieny obieny, raha tsy reglé ny problème ny fampihavanna ny samy Malagasy, tsy hisy zavatra hilamina eto. Saingy tsy nohenoina izy fa hoe: Vendrana hono, fa aleo ... tohiny
novalian'i ndenn ny 16/03/2009 23:21
TIMTIKO ( 16/03/2009 19:00)
IZA NO HANDOHA NY KARAMAN IREO OLON I TGV NAPTRANY
RAHA TO KA HIAL AZA I RA8 DIA IZA NO HANDO KARAMAN REO OLONA HAPETRANY EO DIA NY VAHOAKA IHANY VE SA ALAINA AMI IMPOT ZANY HOE NY VAHOAKA IHANY NO VONONA DIA ASAINA MANDO NY KARAMAN IREO OL IREO. IRE... tohiny
novalian'i pitchou ny 16/03/2009 22:13
xxx ( 16/03/2009 18:57)
ra8 president honorifique pour qui??
juste ra8 restera un président honorifique pour les malagasy et andry tgv sera un président diabolique donc cherchons quelqu'un de meilleur et de bonne volonté. Pourquoi pas monja ndefo. Hommage ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 22:20
tsambo ( 16/03/2009 18:35)
Hiran'ny Antsan'i Kristy
Salut a tous, Mba mangataka ny hiran'ny antsan'i Kristy (Tadidio) aho raha mba manana ianareo azafady indrindra. De mazotoa mivavaka daholo ary mahereza ao amin'ny Tompo Jesosy.... tohiny
rabehevitra1 ( 16/03/2009 18:13)
lasan'ny mutin ny palais ambohitrohitra
manomboka dem1 ny mpomba an'i ra8 sy ny ara dalana dia manao sit in eny,aza havela hisotro rano mihitsy na dia ny iray andro monja aza sady tsy sahy hitifitra ireo i ra wiwi efa nanomeha toky fa tsy m... tohiny
novalian'i Andribe ny 16/03/2009 20:27
kelly13 ( 16/03/2009 18:10)
ry zareo...
temoins de jehovah oa d tonga mandondona matetika ato antrano ato e! zao no fandehan'ny tatara, misy ramatou zay nandondona tato, d novoahiko soa amantsara, d ozizy "miteny gasy va ianao?" d ie ozy za... tohiny
diamondra27 ( 16/03/2009 18:02)
hymne ny sommet afrikana
salut daholo ndray a! efa nisy nahare ve ny hymne hatao amin'ny ilay sommet afrikana? iza ny artiste namorona azy? na ho any na tsy ho any tokony aty dago ihany no hatao izy io sa ahoana ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 19:01
xxx ( 16/03/2009 17:09)
ankitifititra be ny mutin sy gp ao ambohitsorohitra
efa mandeha daholo izao blindé ny basy marovava,ny tafondro mihitsy no hampiasain'ny capsat,ary ny CCN moa dia namoaka ny sary fa tena mahatsiravina be mihitsy eny @ izao fotoana izao www.redtube.co... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 18:49
andrywui ( 16/03/2009 16:45)
Hiangavian mb hamoaka PS daol amzay isik zan manombok zao
Mba tsy hisian'ny fifanjevoana sy ny tsy fahafantarana intsony zay tokony ho valiana zany de tokony mba hamoaka PS foana zany isika mpisera rehetra eto manomboka amizao andro volamena izao e !!! fifal... tohiny
novalian'i caprio ny 17/03/2009 06:37
Noue ( 16/03/2009 16:44)
zao vao tena atao oe coup d'Etat
[b]19:25 - Tirs à l’intérieur du palais présidentiel d’Ambohitsirohitra 19:10 - [URGENT] Quelques heures après la mise en garde de l’UA contre toute tentative de coup d’Etat, les mut... tohiny
novalian'i mirana5 ny 16/03/2009 20:14
rabehevitra1 ( 16/03/2009 16:37)
izao ve no atao hoe fanjakan'i tgv
vakin'ny miaramila ny banky foibe,tofirin'ny ao @ palais ambohitsorohitra,doro trano ,fangalarana isan tsokajiny. :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 20:14
yuka ( 16/03/2009 16:23)
MIARAMILA PANGALATRA TSY RARINY IZAO!!
Mba omeo vaovao ao Ambotsirohitra ao ry zareo a!... tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 16:42
xxx ( 16/03/2009 16:15)
Ho an'ny havana aman-tsakaiza etsy iavoloha
Dia mbola haverina etoana, ho anireo mpomba an-dravalo etsy iavoloha. Mitandrema ianareo androany hariva fa ho avy izahay. Ka rehefa tsy te ho fatifaty foana dia miala teny na teneno ny havanao izay m... tohiny
xl ( 16/03/2009 15:42)
OEIL POUR OIEL ET DENTS POUR DENTS
IZAY ATAON LISANY REHETRA ETO RY TGV DIA HIANTRA @ HAVAN LISANY IRAY MANONTOLO ASIO CAPSAT ERAN NY VODITRANON LISANY RAHA HAHARAKA 20.000.000 NO HAMONO AN LISANY NDAO FA LALANA MAKANESA ENY IAVO... tohiny
novalian'i alina ny 22/03/2009 06:45
xxx ( 16/03/2009 15:03)
fanafihana en cours
fanafihana en cours efa eo tanjombato ny blindé sy campion miaraka @ 4x4 feno soldat selon radiomada... tohiny
novalian'i andrywain ny 16/03/2009 18:49
xxx ( 16/03/2009 14:20)
mandat d'arret
izahay eto @ serasera koa dia mandefa ity mandat d'arret ity hisambotra an'i Andry rajoelina.... tohiny
novalian'i aloalo ny 16/03/2009 16:23
xxx ( 16/03/2009 13:49)
o ra TGV a
aza adino fa ny vady amanjanakao de aty la frantsa, tsy misy piambina ary hitanay na tsy matetika ary, tianla ve ny hijaliany sy hangirifiry aty? sa tsy tianla hohita intsony angaha? mety tsy ho hitan... tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 16:16
andrywui ( 16/03/2009 13:48)
Maninnn mo! aleo ho eo! agnay mafana ,moa anareo mibonoka !
Rehaef samy mifangizan de aleo ho eo zany ko innn mo !! iza no ho terena eo e!! iza no ho forcer na tsy maintsy hanao anzaroa na izatsy !! fa de aoleo ho eo ref samy mbola hiaino2 aloh !! a le fa... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/03/2009 16:41
Valisoah ( 16/03/2009 13:34)
Mitsangàna,mitrakà
mba hangataka ny tonon'io hira io, ny mpihira dia i shyn, anyah sy tovo j'hay, merci... tohiny
novalian'i Valisoah ny 17/03/2009 08:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6206