lasan'ny mutin ny palais ambohitrohitra

1. rabehevitra1 ( 16/03/2009 18:13)
manomboka dem1 ny mpomba an'i ra8 sy ny ara dalana dia manao sit in eny,aza havela hisotro rano mihitsy na dia ny iray andro monja aza sady tsy sahy hitifitra ireo i ra wiwi efa nanomeha toky fa tsy misy fitifirana
novalian'i Andribe ny 16/03/2009 20:27
2. andrywui ( 16/03/2009 18:17)
Tsy nisy nanome toky zany teo fa tarito ho voatifitr am vodiny ndray ny olona ato e!! ozy ah oe tsy mitifitra am vatana na loha reo kapsaty fa ny tongotra sy ny vody iany oa !!!


=D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ =D> =D>
3. andrywain ( 16/03/2009 18:18)
mety hitiftra ihany zahay raha toa ka mitonda basy nareo an :@ :@ :@ :@ :@
4. Oay ( 16/03/2009 18:21)
andrywui:

Tsy nisy nanome toky zany teo fa tarito ho voatifitr am vodiny ndray ny olona ato e!! ozy ah oe tsy mitifitra am vatana na loha reo kapsaty fa ny tongotra sy ny vody iany oa !!!


=D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ =D> =D>



Narary mafy an'elah mihintsy ny nataon'ny TIM an'elah ry andrywui d tena mamalifaty mafy mihintsy elah zany an! Tandremo fa i molota d efa nilaza t@ elah fa mahatantesa valinkitsaka hono an!
5. xxx ( 16/03/2009 18:30)
marina izany e aza avela hisotro rano mihitsy na dia azony aza ny palais,jereo anie le mutin fa tena genabe daholo soa dia tsy gasy ireny aza fa mercenaire
6. andrywui ( 16/03/2009 18:37)
Gasy be toa anao reo molota a!! henoy ny teniny fa tsy sarotra zany !! tandremo fotsiny sao voaifitra am vody any !! ha ha ha ha !!
7. xxx ( 16/03/2009 18:46)
raha gasy voavidimbola ve,tsy mitovy an'ireny kosa e .Mba jereo ihany couleur
8. xxx ( 16/03/2009 18:57)
raha bandy mba misaina mety tsy hanao an'ireny ataony capsat ireny ,jereo le lehiben'ny cemgam,sy rakotonandrasana,bandy mora vidiana ,ireny ve no mba atao hoe miaramila,menatra ny tena ,normal raha misy fomba fiteny izay ao tana ao hoe mitovy @ fisainay gidro,sady ny tarehiny koa toa tsy mifanalavitra :-D :-D :-D
9. TIMTIKO ( 16/03/2009 19:04)
RESAKALIKA SISA LE POLITIKA LASA COUP D ETAT
RAHA HAMOAKA BASY KOA IZAHAY DE AHOANA SAHY VE NAREO. IZAHAY ALOHA TSY TIA MIFAMONO FA MANAO POLITIKA SY DEMOKRASIA
NENAREO LASA RESAKA JIOLAMBOTO
:evil: :evil: :evil:
10. xxx ( 16/03/2009 20:08)
Tsy misy base azo hanaovana politika intsony izao, noho izany ny vahaolana angamba dia ny manaiky fa rava ny misy rehetra mba hanorenana ny zavatra vaovao indray. TGV dia isan'ny tokony hanaiky fa tsisy dikany io fatina governemanta ataony io, ary Ravalomanana dia tokony havela handositra.
11. Andribe ( 16/03/2009 20:27)
tena ho avy any aho hividy maramila ohatrinona eo 5000 euros sa 50.000 sa 10.000 sa oatrinona hanao polifika konko
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.062