OEIL POUR OIEL ET DENTS POUR DENTS
1. xl
(
16/03/2009 15:42)
IZAY ATAON LISANY REHETRA ETO RY TGV
DIA HIANTRA @ HAVAN LISANY IRAY MANONTOLO
ASIO CAPSAT ERAN NY VODITRANON LISANY RAHA HAHARAKA
20.000.000 NO HAMONO AN LISANY
NDAO FA LALANA
MAKANESA ENY IAVOLOHA FA EFA KENDRY TOHANA KOA NY ATY
CRADLE OF FIELTH FOR YOUR FAMILY
CREPPING DEATH

novalian'i alina ny 22/03/2009 06:45
2. xxx
(
16/03/2009 15:47)
marina izany xl an,izay fitaovampidiana efa t@ 2guerre mondiale ve ho entina eny iavoloha,miraka ny lampe de pouche,calmetoi fa tsy mankaiza ireo
3. xxx
(
16/03/2009 15:49)
xxx:
marina izany xl an,izay fitaovampidiana efa t@ 2guerre mondiale ve ho entina eny iavoloha,miraka ny lampe de pouche,calmetoi fa tsy mankaiza ireo
iny indray no tsy hitako ? MAS36 sy ny FSA chinois :-D :-D :-D
4. andrywui
(
16/03/2009 15:52)
HA HA HA HA aza mbola mitomany XL a!! le teny rasy be nataonlah ahy iny iany zao no nahatonga anay nanapakevitra handeha eny Iavoloha izao !!! ha ha ha !! 1er responsable elah ry Xl !! ha ha ha !! tsy ahataohitr kapsaty zany nareo ry kely endaka kely reto fa kapsat efa tsara ofana be ane reo e!! fa izao kosa aloh e!! rah voa kosa laisany anio ry kapsaty de tandremo tsy maketo rahapitso a!(tsy maints voa anefa) ialah no ilaina arahabaina voalo eto !!! sady omena kado letsy !!! tongava letsy Xl rahapitso an !! miandry anlh eto ah an !!! zay lets xl fa efa roso any anay lety e!! efa andalana aby ny kapsaty + vahoaak + TGV ka aza de mandefa eritreritr be tsony anio alina fa mijereh film tsara2 de midodo ry xl a!! zay letsy a!!
6. andrywui
(
16/03/2009 15:59)
Ampy torimaso tsara reny halina ka fantany tsara oe itsy zao TIM tokony palana de itsy TGV tsy atao ninoninnn ka !!! jereo anga mo zao rapitso rah tsy TIM aby no goaka vody eo e!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. andrywui
(
16/03/2009 16:14)
avoahy alo ny ps nlah ry B.......a !! fantatro ane fa ao elah e !!!!! ha ha ha
:-w :-w :-w :-$ :-$ :-$ :-w :-w :-w :-w
:-w :-w :-w :-$ :-$ :-$ :-w :-w :-w :-w
9. Noue
(
16/03/2009 16:14)
andrywui:hisy valiny avokoa ny zavatra atao! teny @ 13 Mai ianareo omaly oe nivavaka hono ! Andriamanitra tsy andrinareo, andrinay foana!
HA HA HA HA aza mbola mitomany XL a!! le teny rasy be nataonlah ahy iny iany zao no nahatonga anay nanapakevitra handeha eny Iavoloha izao !!! ha ha ha !! 1er responsable elah ry Xl !! ha ha ha !! tsy ahataohitr kapsaty zany nareo ry kely endaka kely reto fa kapsat efa tsara ofana be ane reo e!! fa izao kosa aloh e!! rah voa kosa laisany anio ry kapsaty de tandremo tsy maketo rahapitso a!(tsy maints voa anefa) ialah no ilaina arahabaina voalo eto !!! sady omena kado letsy !!! tongava letsy Xl rahapitso an !! miandry anlh eto ah an !!! zay lets xl fa efa roso any anay lety e!! efa andalana aby ny kapsaty + vahoaak + TGV ka aza de mandefa eritreritr be tsony anio alina fa mijereh film tsara2 de midodo ry xl a!! zay letsy a!!
11. Noue
(
16/03/2009 16:26)
afangaronareo tgvistes @ fivavahana ny ratsy ataonareo eee ! zany no tena atao oe alahady miangona , alatsinainy mangalatra akoho :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
12. andrywui
(
16/03/2009 16:31)
Tsar ange ny hena akoho rah mahay ny mpahandro azy ry Noue !! raha atao roti surtt tena mety tsara mihitsy !! hi hi hi hi !!! salut Noue ary zao elah vao tonga de masiaka be an !!! :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
13. majakely
(
16/03/2009 16:54)
misy farany ny zavatra rehetra,zay mamafy ny tsara de hamoa voatsara ,zay mamafy ny ratsy ny hamoa voaratsy! :twisted: :twisted: :twisted: ny tody tsy misy anizany fa ny hatao no miverina,c'est ça la loi du retour!
14. molota
(
16/03/2009 17:34)
iza no ataon lah goka vody??? ratsy hoé pelaka otralah ny bandy!!! mbola ho itan lah oa izany hoé PATSA IRAY TS HOMBY VAVA!! :twisted:
16. Noue
(
16/03/2009 17:39)
ny tody tsy misy fa ny atao no miverina eee ! dia mahatatesa ny valin'zao !!
17. xxx
(
16/03/2009 17:43)
marina izany noue kely an ny atody tsy misy fa ny akoho no miverina ary mahereza ,ity raiso ny cafe kely mba atolotray tgv amin'izao fiara hamiory izao
18. aloalo
(
16/03/2009 17:54)
nanozona mihitsy ny ratsirakiste t@ 2002, d zao ny valiny azon'i R8 ny nataony ihany e !
R8 nahafinaritra mihitsy t@ voalohany, fa jamban'ny pouvoir sy ny vola otran'ny alika @ taolana, désolée pour la comparaison fa R8 sy ny alika dia 2 êtres comparables.
R8 nahafinaritra mihitsy t@ voalohany, fa jamban'ny pouvoir sy ny vola otran'ny alika @ taolana, désolée pour la comparaison fa R8 sy ny alika dia 2 êtres comparables.
19. Oay
(
16/03/2009 17:58)
Aoka kosa aki ry aloalo fa prézidà anie i Marc Ravalomanana ka aoka tsy ampitoviana @ alika satria manjary lasa hoe alika koa izany ireo nifidy sy nanaraka anazy klé.Ataovy resaka madio fa tsy mety ny mampilahatra ny olona @ biby é! nefa ianao ihany koa moa no mahita an'io klé!
20. molota
(
16/03/2009 18:22)
tsy misy mialà @lah ko eo ry aloalo aa!! MANOMBOKA ZAO NY ADY!!!! fa ny vavan' lah ko mitovy ny vodin lah!! désolé pr koé :twisted: :twisted: