MIARAMILA PANGALATRA TSY RARINY IZAO!!

1. yuka ( 16/03/2009 16:23)
Mba omeo vaovao ao Ambotsirohitra ao ry zareo a!
répondu par Noue le 16/03/2009 16:42
2. andrywui ( 16/03/2009 16:26)
ha ha ha ha ha kay tonga ato aby ny vavy kely lety e!! salut Yuka !! ary taiza fon ko ela ty e!! nef efa elaela mihitsy ah ane ry YUKA no efa nifaly be tato e !!! ha ha ha ha !! salama tsara ve tompoko Yuka !!!

^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ amboary tsara ary ny fo sy ny saina anio hariva an ??? teneno Noue kely fa efa hita teo izy !!
3. andrywui ( 16/03/2009 16:27)
ha ha ha ha ha kay tonga ato aby ny vavy kely lety e!! salut Yuka !! ary taiza fon ko ela ty e!! nef efa elaela mihitsy ah ane ry YUKA no efa nifaly be tato e !!! ha ha ha ha !! salama tsara ve tompoko Yuka !!!

^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ amboary tsara ary ny fo sy ny saina anio hariva an ??? teneno Noue kely fa efa hitako teo izy !!
4. Noue ( 16/03/2009 16:27)
ka ireny anie ilay miaramila sandoka eee ! :evil: :evil:
5. aloalo ( 16/03/2009 16:31)
fa iza no rariny, ilay mercenaires miditra any Manakara v e !

aza misioka eo ry andywui raha tsy mivoaka ny ala a !
6. rabingogilabanga ( 16/03/2009 16:36)
Bjrs yuka!OHAYO MASI MASI

Kay! ianao tsy manana vaovao akory, dia tonga dia manasoketa ny miaramila.

Mety ho marina ny tsahonao, mety ho diso, fa recouper-o aloha , vao milaza fa miaramila mpangalatra na tsia

na izaho koa tsy pour ny fankana ankeriny ny lapa, saingy, rehefa niaiky fa diso RA-valomanana dia tsotra ny resaka:

1)mijanona ho president izy
2)saingy manendry an'i TGV ho praiminisitra avec plein pouvoir:
-sahala @ mpanjaka an'i angleterre sy ny PM gordon Brown
-na sahala @ president shimon Peres any israel, sy ny PM Ehud olmert, izay ho soloan'ni BENYAMIN NETANAHYOU
3)Il n'a plus le rapport de force (en sa defaveur) donc, tsy anjarany no milaza hoe asiana referendum.


Averiko, tsara mijanona president sans pouvoir effectif ihany anefa izy, satria ilaina ny contre-pouvoir, hi-contrer-na an'i TGV

Ny pouvoir sans contre-pouvoir no tsy nenkena t@ Ra8, ary mbola tsy ho enkena koa contre an'i TGV
7. Noue ( 16/03/2009 16:42)
efa hita sy fantatra zao fa i tgv no nanafatra ireny mercenaires ireny eee ! en fait zany ny zavatra rehetra tsy rariny sy tsy mety ataony dia lazainy avokoa fa Ravalomanana no nanao an'zao sy zao! ny marina anie marina hatrany ihany eee ! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1973