izao ve no atao hoe fanjakan'i tgv
1. rabehevitra1
(
16/03/2009 16:37)
vakin'ny miaramila ny banky foibe,tofirin'ny ao @ palais ambohitsorohitra,doro trano ,fangalarana isan tsokajiny. :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: fampitahorana isankarazany
novalian'i xxx ny 16/03/2009 20:14
3. rabehevitra1
(
16/03/2009 16:41)
tsy azo hifampiraharahana mihitsy fa ny azy ihany no marina ,mba karazan'olona hafa kely an
5. aloalo
(
16/03/2009 16:45)
sao d miaramila sandoka aza, fa i R8 efa bloqué tsy afaka misintona vola liquide intsony, mila ny volany ny mercenaires vao mety mihetsika hiaro azy ?
6. molota
(
16/03/2009 16:48)
Mbola ho avy ny MALAGASY MASIAKA mpanao valy faty matatesa valy kitsaka Fa tsy misy mialà eo ry TGV maty koh ny anarana lah! ra maninona ny Président R8!
7. andrywui
(
16/03/2009 16:52)
ha ha ha ha ha ha !!! salut letsy molota !! ary elah lety tsy hita a!! fa taiza foana ary ty akamako iray ty le !!
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
8. xxx
(
16/03/2009 17:01)
efa vonona zalahy kotail molotov ndao fa occasion unique ity @ noel :evil: :evil: :evil: :evil:
9. xxx
(
16/03/2009 20:14)
Marina ny anao ry Molota ,fa ra maninona ra8 dia miomana iala isany ry TGV sy ny forongony fa ampy andihizan'ialaha isany sy ny miaramila ny lahisany koa letsy ny aty, ary izahay tsy mila mpanongam-panjakana,
