zao vao tena atao oe coup d'Etat

1. Noue ( 16/03/2009 16:44)

19:25 - Tirs à l’intérieur du palais présidentiel d’Ambohitsirohitra

19:10 - [URGENT] Quelques heures après la mise en garde de l’UA contre toute tentative de coup d’Etat, les mutins et l’opposition attaquent le palais présidentiel

19:00 - Le palais semble vide peu gardé, l’attaque est symbolique : tentative de coup d’Etat armé ?

19:00 - Attaque du palais présidentiel d’Ambohitsirohitra par des dizaines de mutins et 2 tanks


novalian'i mirana5 ny 16/03/2009 20:14
2. andrywui ( 16/03/2009 16:47)
Misaotra an'i Noue keliko mamoaka PS foana zany e!!
3. Noue ( 16/03/2009 16:55)

19:35 - Le chef des mutins demande aux civils de quitter Iavoloha car ils comptent attaquer ce soir le palais présidentiel où réside le président :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
4. molota ( 16/03/2009 16:55)
mbola ho avy @nareo TGV ny tsy mety! izahay koh mazaka fa alefaso daoly izay tinareo! :x anareo alo @zao fa mbola ho avy ny anjaranay mazaka koh ny valiny! in no atahoranay izay MPANGALATRA MPANONGAMPANJAKANA!!!!! :lol:
5. Noue ( 16/03/2009 16:56)
misy farany daholo ny zavatra atao !!
6. ifiona ( 16/03/2009 17:01)
:evil: :evil: :evil: :evil:

lelikééé! tanteraka ihany zany ilay zavatra nosoratan'ilay olona tao @ topmada! oe norbert lala ratsirahonana no tao ambadik'izao rehetra izao!

resabe fotsiny ny hoe tsy asiana coup d'Etat! leliké e!

aza misy miala ry reto a!
7. iartistika ( 16/03/2009 17:01)
le noue, tena marina mitsy fa misy farany daholo ny zavatra atao :-P :-P :-P kely sisa...
8. Noue ( 16/03/2009 17:11)
ifioana aa ! zavatra mipoitra daholo zao akia ny marina rehetra aaa ! lazaina fa nanafatra mercenaires Ravalomanana nefa io tsivanona tgv io zao no miaraka @ ireny mercenaires-ny nafarany ireny sady tsy miafina akory fa ataony hitan'ny rehetra mahintsiny!! :evil: :evil: :evil: :evil:
9. Oay ( 16/03/2009 17:45)
molota:

mbola ho avy @nareo TGV ny tsy mety! izahay koh mazaka fa alefaso daoly izay tinareo! :x anareo alo @zao fa mbola ho avy ny anjaranay mazaka koh ny valiny! in no atahoranay izay MPANGALATRA MPANONGAMPANJAKANA!!!!! :lol:



Molota a! any frantsa any ihany mipetraka raha hanomana valifaty fa raha any Yogoslavia na Angleterre indrindra moa fa hoe Maurice na States na Afrika atsimo d tsy hahavita ny valifatinareo ianareo an! satria tsy betsaka ny gasy mandeha @ ireo toerana ireo, jereo i Pierrot é, ny tena ankamaroan'ny mpiara mibizina aminy d amerikana kanefa ao Parisy izy no mitoetra satria ao no centre.
Malahelo aho anefa milaza aminao fa efa niteny i Marc Ravalomanana fa hanao sorona ny ainy mba hamonjena ny Malagasy tahaka ny namonjen'i Kristy an'izao tontolo izao hono.Noho izany tsy hahavita valifaty ianareo satria iza no hamoka ny vola, ny olana koa araka ny resaka mandeha d hoe tsy hahavita ny vitan'i Ratsiraka i Ravalomanana raha miala eo @ fitondrana satria Ratsiraka tsy mila mpandika teny rehefa miresaka @ vahiny d na tsy teto Madagasikara aza izy d afaka nanohy ny bizina fa i Ravalomanana raha vao tsy eto Madagasikara d tsy manakambara satria izy sy ny moana no mitovy.
Eritreritra daholo ny an'ny olona fa hatramin'izao ora hanoratako izao d mbola i Marc Ravalomanana no prézidà an'i Madagasikara.
10. andrywui ( 16/03/2009 17:49)
Hoy Iartistika de :


le noue, tena marina mitsy fa misy farany daholo ny zavatra atao kely sisa...



elah letsy ry iartistika aza mandrangitra olona efa toran-tomany eo a!! elah ve hitondra anireo any am hopitaly eo ra misy safotra eo reo e!! asaiko mivoaka any antokotany eo anie Iartistika io ra mbola mandrangitra an'i Noue sy Ifiona eo e!! zao ko i Yuka ty nitomany be teo de lasa nifokofoko be nivoaka any alatrano any !!! ha ha ha ha !! segondra sisa isainy e!!! 9....8....7....6....5....4....3....2....1....0000.... KO !!! nandresy TGV !!!! oooeeeeéééé !!! ha ha ha ha !!! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> klap klap klap klp klap
11. Oay ( 16/03/2009 17:53)
o lety ry le andrywui a! inn lety ty oooeeeeéééé ty klé! azavao kely fa tsy d mazava ny aty!
12. molota ( 16/03/2009 17:55)
AZA MIsioka ra tsy efa mivoka ny ala éé mbola aiza no ahazonareo TGVody? manefa hatramin'ny fianakam's fa aza maika tairo izay atao 'ry lé tgvody a!! miaramila vatatay maimbo tay kaely reo v :?: :-D :-D :twisted:
13. Oay ( 16/03/2009 18:03)
molota:

AZA MIsioka ra tsy efa mivoka ny ala éé mbola aiza no ahazonareo TGVody? manefa hatramin'ny fianakam's fa aza maika tairo izay atao 'ry lé tgvody a!! miaramila vatatay maimbo tay kaely reo v :?: :-D :-D :twisted:



Marina ny an'i molota fa miaramila vatatay ireo fa ny olana d raha ampinan'ny jeneraly d ohatrany hoe aradalana fa raha ny vatatay no efa mampihinana d efa tsy aninn tsy aninn intsony fa efa izy sy ny tsy misy no mitovy.
Raha samy hiaran'ny lozampifamoivoizana ihany ve tsy aleo voadonan'ny 4L toa izay hovoadonan'ny sarety sa ahoana ozy molota!
14. andrywain ( 16/03/2009 18:40)
maramila vatandehilahy re fa tsy matahotra zany efa azonay ny fitondrana tsy afaka manao ninin tsony ny ra8nareo 8 minitra si valo ora sisa dia vita ny amny
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
15. mirana5 ( 16/03/2009 20:14)
andrywain:

maramila vatandehilahy re fa tsy matahotra zany efa azonay ny fitondrana tsy afaka manao ninin tsony ny ra8nareo 8 minitra si valo ora sisa dia vita ny amny
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@


ouééééééééééé ouéééééééééé
=D> =D> =D> =D> =D> =D>
MIOMBI-KEVITRA AMINAO AHO ouééééééé!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0627