Maninnn mo! aleo ho eo! agnay mafana ,moa anareo mibonoka !

1. andrywui ( 16/03/2009 13:48)
Rehaef samy mifangizan de aleo ho eo zany ko innn mo !! iza no ho terena eo e!! iza no ho forcer na tsy maintsy hanao anzaroa na izatsy !! fa de aoleo ho eo ref samy mbola hiaino2 aloh !! a le fanafihana zay ro hatao haingana !! na rah tsy ho atao ndray de makà toerana aloha !!! agnay mafana eto , moa nareo TIM etsy mibonoka rahateo !! ha ha ha

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i andrywui ny 16/03/2009 16:41
2. andrywai ( 16/03/2009 13:54)
Izany no hampandrosoana an'ny Madagasikara ve ry TGVinaingitra a?
3. xxx ( 16/03/2009 13:58)
ahoana koa nareo mistamina ireto e :-D :-D :-D
4. andrywui ( 16/03/2009 14:00)
Hampandroso koa ve elah de jereo ary zao fomban'i TIM izao(aminio ps ) : fosika , fopla , lainga ; fitaka ; famitahambahoaka ,zany no 70% n'ny fiainanareo TIM rehetra ! de iza tsony o hatoky anareo !! ny goaika angah o ? na ny sobakaka !!!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D 8-)
5. xxx ( 16/03/2009 14:03)
efa lasa vedety lesy ela eto o :roll: :roll: :roll:
6. andrywui ( 16/03/2009 14:09)
Afaka tonga koa ane de atakena zao na rariva ko io Iavoloha i ra mbol bevava eo iany hianareo e !! sa ve ho asianay ref be mokony e! innnnn ko ze mercenaures kely tsy mahalala tany hitsoahana ireo ha ha ha !! vao asiana ataky mafimafy ireo de mitsoaka any amin'ny lalana tsy hitany any manavotr'aina be any ! ha aha aha ah !!! tonga hatrany Ibinty sy Sakaraha rehetra any mamonjy aina fa ataovy anga mo ee!!! def milaza ah zay !!! :@ :@ :@ :@ :@
7. andrywui ( 16/03/2009 14:16)
Afaka tonga koa ane de atakena zao na rariva ko io Iavoloha i ra mbol bevava eo iany hianareo e !! sa ve ho asianay ref be mokony e! innnnn ko ze mercenaires kely tsy mahalala tany hitsoahana ireo ha ha ha !! vao asiana ataky mafimafy ireo de mitsoaka any amin'ny lalana tsy hitany any manavotr'aina be any ! ha aha aha ah !!! tonga hatrany Ibinty sy Sakaraha rehetra any mandositra antongotra mamonjy aina reo mercenaires nareo nandra kely reo fa ataovy anga mo ee!!! def milaza ah zay !!! :@ :@ :@ :@ :@
8. ratavao ( 16/03/2009 14:53)
TSY ALEO VE MILAMINA DE MISESY e!
9. xxx ( 16/03/2009 15:03)
ha ha ha, toa manao monologue ra-andrywui ? Tsy misy interessé @ ilay resaka intsony eto ...
10. andrywui ( 16/03/2009 16:41)
Ny fifaliako aloh no m'interessé ahy Rainilita fa tsy teahalala ny ankoatra izay ah !! fa ora vitsy sisa ooooo !!! de mivoaha moa ny ps fa tsy ataoko innnn ane !! mba mifanatrika fotsiny !!! ny vehivevy aza mamoaka ny azy tsy matahotra !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2019