fanafihana en cours

1. xxx ( 16/03/2009 15:03)
fanafihana en cours efa eo tanjombato ny blindé sy campion miaraka @ 4x4 feno soldat selon radiomada
novalian'i andrywain ny 16/03/2009 18:49
2. xxx ( 16/03/2009 15:22)
lasa izao ry zalahy an :roll: :roll: :roll:
3. xl ( 16/03/2009 15:27)
MAMAN LISANY NO TAFIANAY @ ZIZZI BLINDEE AFRICAIN RAHALINA
ANDRAMO KA ZAHAO
4. xxx ( 16/03/2009 15:29)
efa alerte rouge eny iavoloha sy ny manodidina,
5. andrywui ( 16/03/2009 15:47)
De maninnnn aza e!! aleo ho any !! efa niteny ny olon !!ef nanarina koa ny tato nefa mafy hatoka be iany de izao zan ko !! ereto ry zalahy a!! ereto fa ra ny TGV notifitifirn zay ko ane ka betsaka e!! de mb hamaly kely anzay ko zany ee!! hi hi hi !!
6. xxx ( 16/03/2009 15:50)
came toi ry wiwi an,tsy izay vahoaka3000 miaraka ny miaramila voavidy vola akory no be vava eto :evil: :evil: :evil:
7. xxx ( 16/03/2009 15:53)
mba jereo le qualité a le mutin teny @ 13maie ,ahoana ireo ry mponin'tana manaiky ve .chacun a son mutin lasa izao
8. andrywui ( 16/03/2009 15:56)
Fangah ry xxxmatotoa ny vava no miasa a!! elah koa nandra !! ny basy sy ny bazooka sy blindé ngoda be sy miaramila bobaka be ane no hiasa zao afaka fotoana sy ora vitsivitsy e!!! ha ha ha !! akaiky lay fahafahana !! akaiky ny Fifaliana sy ny Fandresena !! tsy andriko zay ahitana ny TIM migogogogo mitomany ato sady hanao namako be amzay ato !! hi hi hi hi !!
9. xxx ( 16/03/2009 16:07)
chacun a son mutin omeo zalahy adiresin'i Rakotonandrasa kidin'omby noel :evil: :evil: :evil:
coktail molotov efa vonona ve
10. aloalo ( 16/03/2009 16:08)
ny ahy ny atahorako dia ireto bouclier humain nantsoin'i R8 iaro azy no ho faty, efa maro zay ra latsaka zay
fa d inn marina aza ty président doza ty, hita fa mafana ny vahoaka, maninn raha miaro ny tenany izy fa tsy miantso innocents vendrana sy jamba ! tsy ampy anga ono ny mercenaires ny ? pfff
11. andrywui ( 16/03/2009 16:18)
De ho goaka vody aby zao reo ramaraina !! asa na any ko i Penguin iny zao na aona !! efa noteneniko lery tam maraina tsy ho eny hiandry Iavoloha eny tsony !! fa mety nanao le hamafisandohany ndray zay de lasa foana !! ho goaka vody any koa iny zao de tsy ho afaka hanoratra eto tsony ko !! de zay ndray no hialany eto oe mbola sahirana e!! zao ee!!! ha ha ha


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
12. Noue ( 16/03/2009 16:22)
aloalo:

ny ahy ny atahorako dia ireto bouclier humain nantsoin'i R8 iaro azy no ho faty, efa maro zay ra latsaka zay
fa d inn marina aza ty président doza ty, hita fa mafana ny vahoaka, maninn raha miaro ny tenany izy fa tsy miantso innocents vendrana sy jamba ! tsy ampy anga ono ny mercenaires ny ? pfff
tsy izy no miantso ary tsy nanao bouclier humain izy fa ny olona no vonona hiaro azy eee ! hanao sorona ny ainy aza dia ataony


13. andrywui ( 16/03/2009 16:34)
Iééee de innn fa tsy otranlé TGV nalefa teny Anbohitsorhitra dradradradranareo ireny zany ity e!! fa rehef nareo no manao de Ampahamasinana fa ref ny hafa de assassin !!! mitovy iany zany fa ny anareo zany Hamasinina ny Famonoanolona hataonareo !!!



:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
14. xxx ( 16/03/2009 17:02)
aza hampitoviana ny mpangalatra sy ny jomaka lesy e ,ny iray hiaro avec conviction ny iray hanalatra sy handoro
15. Noue ( 16/03/2009 17:08)
zay indrindra manko ee ! ny iray natao SORONA MBA AHAZAHOANA SEZA ? NY AN4rAVALOMANANA kosa dia avy @ fon'olona no hiarovany ny filoha
16. andrywain ( 16/03/2009 18:15)
vonona i ra8 ee aza tetrsa nreo ra mipopoka androanial , aza miss mivoboka ko fa sao de lazainare fa ny tgv ndray no mpamonool eto :@ :@ :@ :@ :@
17. molota ( 16/03/2009 18:31)
TAIRO izay tairina fa ZAY ROVITRA ZAIRINA !!!! :!: tsy mbola nisy miaramila vatatay naharesy VAHOAKA izany!! :{ :twisted:
18. andrywain ( 16/03/2009 18:49)
maramila gradier no ao fa tsy vatatay zany moramora kely ny vava ny maramila sisa an y ra8 dtsy misy :-@ :-@ :-@ :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5344