Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 17/03/2009 12:37)
Amin'ny firy moa ilay fotoana???
Amin'ny firy marina moa ry reto ilay fotoana hifando-bera eto amin'ny serasera rahariva amin'izao andro fifaliana izao???? Mahazo tonga ihany koa ry zareo TIM: Noue, Yuka, penguin, jentilisa, sns........ tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 12:52
remibe ( 17/03/2009 12:21)
ENY MAHAMASINA DAHOLO NY 18 MARS 2009 @ 10H
MANENTANA ANTSIKA JIABY RAMPITSO ENY MAHAMASINA @ 10h IZAY MANOHANA NY ARA-DALANA, MISY MIGAFY NY ONDE MADA FA RADIO FAHAZAVANA NO NANDEFA IZANY, FOSKA LE FANAMBARANA teny @ 13 mai FA NAMETRA-PIALANA ... tohiny
novalian'i mimioa ny 17/03/2009 12:44
bazylou ( 17/03/2009 12:19)
nidemissionne i le8
hoy TF1, !!!!!!!!!!!!!! OUINnnnnn; ZE TSY FALY DI ANDANA MANKANY AMIN'NY TF1 !!!! :-D :-D ... tohiny
novalian'i vale ny 17/03/2009 14:24
tsinjo ( 17/03/2009 12:12)
Mahamasina radem am 10h
source radio Fahazavana : eny am kianja Mahamasina rampitso am 10h ny mpanohana ny ara-dalana . Tongava maro ^:^ ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:34
jombilokely ( 17/03/2009 11:48)
DEMOCRATIE MADE IN MADAGASCAR
IZANY INDRAY NO MALAZA IZAO HOE ,IZAHY MAHAVIDY VOLA NY MIARAMILA SY MANANKOROTANA NO TOMPON'NY DEMOCRATIE,DONC ILAINA NY BASY,FAMPIHOROHOROANA,IZAY NO ATAO HOE DEMOCRATIE MADE IN MADAGASCAR,... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:54
mion ( 17/03/2009 11:48)
TSY NIALA RAVALO
Madagascar: Le président est toujours là La présidence malgache a démenti mardi une information diffusée par la station de radio privée Radio-Antsiva qui annonçait la démission du chef de l... tohiny
novalian'i majakely ny 17/03/2009 13:12
andrywui ( 17/03/2009 11:39)
TONGA ARY TY LAY ANDRO VOLAMENA KA AIZA ABY NY ANKIZY O
de tonga tokoa ary ty ray olona lay fotoan-dehibe zay efa nandrasantsika mianakavy ! koa dia faly miarahaba atsika rehetra nahandro nahamasaka sy nitoto nahafotsy zany izahay voalaza anarana eto amban... tohiny
novalian'i aloalo ny 17/03/2009 14:35
diamondra27 ( 17/03/2009 11:37)
hanao discours hono tgv e
http://www.tv-direct.fr/live_france24.php zao de zao no mande am ty site ty ny vaovao dago de miandry vaovao ny discours ny tgv hono , efa any iavoloha lery aiza aza i andrywui... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/03/2009 13:34
xxx ( 17/03/2009 11:00)
Vita ra8
Ni-demissione ny anao lahy.... tohiny
novalian'i rixes ny 17/03/2009 12:04
xxx ( 17/03/2009 10:45)
izany ka tena filoha marina
satria rehefa ao anatinao le conviction dia sahy maty tokoa,anisany GP miandry eny iavoloha ny capsat nefa dia mbola namerina ra8 fa tsy hiala,raha i tgv ohatran'izay efa lasa nitsoka ... tohiny
novalian'i isalo ny 17/03/2009 11:32
mimioa ( 17/03/2009 10:42)
tiko be le hiran'i marion iny IANAO YOU
tiko be le hiran'i marion IANAO YOU iny !! mampientanentana sady te mampitsanga ahy handihy !! tena milay be mitsy e!!... tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/03/2009 14:55
Oay ( 17/03/2009 10:12)
Fa maninona no rehefa ny ...
Misy zavatra mba ilana ny hevitrareo. Tamin'ny niakatra teny Ambotsirohitra ny vahoaka d zone rouge iny toerana iny d tonga d nitifitra ny mpiambina ny prézidà, omaly anefa toa tsisy mpiambina tao ... tohiny
novalian'i ratavao ny 17/03/2009 11:54
maronibe2 ( 17/03/2009 09:55)
zarazarao amin'izay hanjakana
Antananarivo kapitaly ,Maire ny kapitaly mibaiko miaramila malagasy an'i Madagasikara,handromba-pahefana baikony hoatrin'ireny alika keliny ireny,avy eo mody milaza fa tsy izy no naniraka (ANDRY TGV I... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 10:00
xxx ( 17/03/2009 09:55)
mbola mitohy ny fankanesana eny iavoloha
feno ambouteillage be @ RN7 durection sud iny,mankahery ny filoha ravalomanana,zaza ,amambehivavy,zatovo ,lehilahy mitandrazotra.Mbola manamporofo izao fa tsy le 2500 an'i tgv akory no lazaina fa vaho... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 10:10
penguin ( 17/03/2009 09:49)
Mbola mitohy manala demony ao Ambohitsirohitra ry zalahy
Azo Ambohitsirohitra alina ary manala demony eraky ny toerana rehetra ny mpanala demony hatramin'izao. Ho hita tokoa fa ho afaka ny FAHANTRANA ary HANDROSO i Madagasikara satria asa-demony ny FAHANTRA... tohiny
novalian'i tataka ny 17/03/2009 10:53
saranga ( 17/03/2009 09:47)
Ho lavitrezaka ny tolona
Zao no lazaiko : na dia miala eo aza Ravalo dia tsy hilamina vetivety ity tanàna ity satria ny TIM indray no hisolo ny TGV eo amin'ny 13 mai. De tadidio fa tsy hisy filaminana hatramin'ny 2012 ity re... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 11:23
Noue ( 17/03/2009 09:45)
Raha te hanaraka vaovao avy any M/car en direct
koa satria tsy mandeha intsony zao aloha ilay radio mada dia raha te hanaraka vaovao avy any M/car en direct ianareo isaky ny 10mn dia jereo ny télé BFM , raha ao @ pc indray dia http://www.bfmt... tohiny
novalian'i njara2007 ny 17/03/2009 11:53
younous ( 17/03/2009 09:29)
malahelo
fantatra amin'ny anarana hoe radio DonBosco ity radio ity donc radio evangelique satria misy ny anaran'i Olomasina, noho izany malahelo aho isaky izay mihaino azy satria tena lainga sy tsaho daholo ny... tohiny
xxx ( 17/03/2009 09:25)
Tsy resaka politika fa alahelo be fahatany tsotra izao
Mba miangavy ireto mutins, na ireto mpomba an-dravalomanana na ireto mpomba an'i TGV na ny mpandroba na ny olona tsotra, sns....mba hanasota ireto olona mpanome visa ao amin'ny ambassade de france. M... tohiny
novalian'i dadavy ny 17/03/2009 09:46
penguin ( 17/03/2009 09:08)
Mbola tsy resy fa mitohy na ady mangatsiaka aza
Raha ny miaramila Malagasy moa tsy omena tsiny fa zanaka sy rahalahy izay nahazo galona tsy nandia izany ADY na GUERRE izany ka tsy mahagaga raha miala sy resy tsisy maratra. Ny maro aza dia nihevitra... tohiny
novalian'i penguin ny 17/03/2009 11:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8404