TONGA ARY TY LAY ANDRO VOLAMENA KA AIZA ABY NY ANKIZY O
1. andrywui
(
17/03/2009 11:39)
de tonga tokoa ary ty ray olona lay fotoan-dehibe zay efa nandrasantsika mianakavy ! koa dia faly miarahaba atsika rehetra nahandro nahamasaka sy nitoto nahafotsy zany izahay voalaza anarana eto ambany aminzao andro volamena izao zany ee!! !! ary ialan-tsiny raha nisy hadino tsy voasoratra ny sasany fa ra misy mahatsiaro de mba soraty etsy ambany ry zalah ze maherifo rehetra teto a !!!! klap! klap !klap !klap ! ireto ireo lisitra manga tompoko :
--Kidoropamba ,Ra-patrick ,ralalaina , Oay ,Annie ,iartistika batista(ndrai1 vary ,ndray1 tsiparifary)nefa ataoko eto ianay, ....
--Ka de ho ataonay mianadahy avy ireto eto zany fiarahabana atsika TIM ato e!! Koa de miarahaba amin'ny FAHORIANA re zany tompoko isany ato e !! ka misy fomba tsy de hita zay maharatsy azy zany omena atsika Tim ato e!!! de tsy inona mo zany : fa mosara kely orange tsirairay avy!! de raiso ampifaliana ry zareo a!! DE AZA MISOSOKA ALAHELO TSONY TOMPOKO !!!
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:

novalian'i aloalo ny 17/03/2009 14:35
3. andrywui
(
17/03/2009 11:45)
Recapitulation kelin'ny TOLONA zany ty e!!
---75 maty tamin'ny 26janvier (tgv)
---8 maty andavan'andro tifirin'ny F.O
---mpandroba (tsy TGV fa mpananararaotra 50
----175 maty teo Ambohitsirohitra
reo zany no olona vita ketsa tamzao Tolona 2009 izao e!!
Ny TIM ndray de tsa nisy maty fa reo le mpandroba ireo no mety ho ry zareo reo !!! misaotra betsaka tompoko o !!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>

4. diamondra27
(
17/03/2009 11:46)
fa inona marina ny tena vaovao izy e!ny dementi ndray aza ra8 hono we tsy nanao demission zany ko,
7. gasmlay
(
17/03/2009 11:50)
le noue!! :-D :-D :-D ,aza adino ny mandefa vao2 matetika avy atsy am sobika an! :@ :@ =))
8. mion
(
17/03/2009 11:51)
mBOLA pRESIDENT Ra8 alou hatr@ zao, aza misioka fa tsy mbola tafavoaky ny ala
:lol: :lol: :lol:
:lol: :lol: :lol:
http://www.lejdd.fr/cmc/scanner/international/200912/madagascar-le-president-est-toujours-la_195143.html?popup
9. jombilokely
(
17/03/2009 11:52)
AZA MBOLA MIDSIOKA FA MBOLA VAO MANOMBOKA ANIE IZY ITY :evil: :evil: :evil:
10. andrywui
(
17/03/2009 11:58)
FIARAHABANA ny TIM fotsiny ane no nataoko fa za ve maninnnn e!! sa efa tsy azo arahabaina tsony koa reto TIM ireto !!!
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
12. rixes
(
17/03/2009 12:00)
RAHA MIPETRAKA ANY IVELANY ISIKA DE ALEO MIHAINO ZAY VAOVAO TENA SUR ! TSY ELA DE AHENO VAOVAO NAREO .
14. ratavao
(
17/03/2009 12:07)
EFA TSY FILOHA INTSONY NY ANARANY RAHA DEMISSION RA8 NA TSIA. EFA NIONGANA ALOU DE ZAY NO TENA IZY SA AHONA MAHEREZA DAHOLO RY TIM A!
16. njara2007
(
17/03/2009 12:14)
Bye bye ra8 eh!! miandry ze apoakan'ny ralavasanga kely ndray tsika lo zao... Sady ny an'io no loza raha tsy mahatanteraka eo ah. ho hitantsika eo; Bye bye Ra8. Hendry rehefa mahatsapa tena fa tsy mahatana familiana intsony
17. mion
(
17/03/2009 12:20)
EFA TSY FILOHA INTSONY NY ANARANY RAHA DEMISSION RA8 NA TSIA. EFA NIONGANA ALOU DE ZAY NO TENA IZY SA AHONA MAHEREZA DAHOLO RY TIM ANy fionganan'i Ra8 ve no zava-dehibe sa ny fandrosoan'i Madagasikara?
ny fionganan'dra8 tsy araka ny Constitution dia midika Coup d'Etat.
Ka ny vera ifandonako @ lisany @ zao dia ny vera fiarahabana an'ze nahatonga izao Coup d'Etat izao ho réussi, zany hoe : tapaka ny fanampiana an'i Gasikara (FMI,UE etc...). tsarovy fa ny mandoha ny karaman'ny mpiasa mpanjakana dia ireo, ary 70% n'ny Budget an'i M/car dia avy @ ireo, ka 50millions de dollars zaraina 22million d'habitants ve ahavita inn, 2$ isan'ol.
Zahay tsy teo @ 13 Mai ange tafa foana e fa ireo teo @13mai moa mba hanantena inn @ ty 2$ isan'ol? hihihi,
tchin tchin, mbola vao manomboka filma hafa indray isika an, je suis en premiere loge miaraka @ bex sy sôrà sy tsaky, lisany hifamono @ fahantrana satria ihamafy ny fiainana eto Mada , en plus misy io crise mondial io. Kentrina daholo lisany TGV.
Tena miaiky aho ka. raha nandresy lisany de aôna??? hatreo ihany dia vita. Volana vitsivitsy no omeko de K.O tanteraka no misy et mada.
Ny volako tsy omeko an'lisany ary tsy ho hitan'lisany mintsy.
:-D :-D :-D
18. diamondra27
(
17/03/2009 12:22)
gasmlay: efa tsy sobika intsony izao no arahiny fa bfm tv
ny ahy le france24 izao no henoina fa manome vaovao matetika io momba ny vaovao dago
manaraka akaiky dia akaiky ny hetsika daholo mihintsy ry zareo ary mahita lazaina foana
ny ahy le france24 izao no henoina fa manome vaovao matetika io momba ny vaovao dago
manaraka akaiky dia akaiky ny hetsika daholo mihintsy ry zareo ary mahita lazaina foana
19. mion
(
17/03/2009 12:23)
TONGA ARY TY NY ANDRO FAHORIANA, ANIO NY J0 radem J1 etc... Coup d'Etat izy ity
Very ny gasy manontolo, iza indray no hanentsina ny 70% ny bodget an'i M/car raha tsy hanome vola intsony ny FMI sy ny UE??
Za alou manan-bola e, fa le kentrina tery @ 13 mai no hanantena inn @ zao, hihihi

20. andrywui
(
17/03/2009 12:25)
Asa aloha letsy ry Mion fa mifalia miaraka aminay zany elah ary e !! ! akama ko zany Mion manomboka izao oo ???
:-* :-* :-* :-* :-* :-* =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
:-* :-* :-* :-* :-* :-* =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*