TONGA ARY TY LAY ANDRO VOLAMENA KA AIZA ABY NY ANKIZY O

21. rixes ( 17/03/2009 12:27)
TOERANA HIFANDIMBIASANA IO RY ZALAHY =))
22. mion ( 17/03/2009 12:35)
za lty ry wiwi malaelo an'lisany a, tena kôzy e. tena dondrona daholo lisany, matin-kaninkely.
gravy be ny conséquencen'zao coup d'Etat zao, lasan'ny frantsay ny tanindrazana, hiverina eto i Deba, voazanaka indray zany I Gasikara e... noho lisany. Saingy zao za tsy hiara ory @ lisany atsy ho atsy ka hanenina tongotra aman-tanana lisany . Isika sy elà zao mety afaka manao tazan-davitra miara misotro bex sy mirevy isan'andro mijery ny fahoriana hianjady @ ireo gasy ireo, de manao pari isika sy elah sady mifandom-bera hoe tafavoaka sa tsia ny gasy , za sur fa vao maika hilatsaka lalina any anaty lavaka ny gasy refa tsy ra8 no mitondra eo hatr@ 2012. Sao de aveo ndray de miala bala oe ra8 no nampahantra.
Fa za tsy ho TGV NA OVIANA NA OVIANA
23. andrywui ( 17/03/2009 12:47)
Ieny e !! mety tsy hanao TGV anie elah Mion fa mba ataoko akama be fotsiny e!! satria elah koa hifety hiaraka aminay zany ozy elah teo ko !!! de tonga de ampiarahina fotsiny le fifaliana !!
----rehefa azon dra8 tam forcing otran'io ko ane ny Fitondrana tam 2002 de oe tsy misy firenena hanampy e!! hijaly irery e! otran'io tenin mion io mihitsy nefa avy eo nilelaka sy nagataka fiarahamiasa daholo y rehetra!! sady tadidio fa efa miboiboika be le petrol an'ny malagasy ao !! ka hilelaka sy hisolelaka aty M/car daholo izao ny firenena rehetra !! fa amzao voalo zao alo mody mba miteny zany izy mb tsy alahelo be loatr ra8 kely fa za manao oe tsy misy 3mois akory de hibosesika ny firenena rehetra te-hiaramiasa amin M/car aminio Petrol bobaka be hita io !!

:@ :@ :@ :@ :-w :-w :-w :-w :-w :@ :@ :@ :@
24. mion ( 17/03/2009 13:02)
On verra, tsy tena sûr @ zany aho, hifandrotehan'ny ol ity firenentsika ity, ny frantsay zao no tena tompony, t@ alalan'i Andry TGV sy Sylla.
tadidiko letsy ry wiwi le t@ 1896, notifirina tafondro avy eny ankatso ny lapa Manjakamiadana
25. iartistika ( 17/03/2009 13:03)
aiza am zay le revy eh! arozéo am zay! :@ :@ ! ô'ty ry wuiwui ah!? nga i sefo tsy asaina hifandombera? :roll: :roll:
26. andrywui ( 17/03/2009 13:23)
hoy Iartistika de:

aiza am zay le revy eh! arozéo am zay! ! ô'ty ry wuiwui ah!? nga i sefo tsy asaina hifandombera?



ka lery ara zao ao tsy hay ze konokononiny ao koa !! angah iny zao faly amitsika lety !! ha ha ha !! nefa asao iany ary izy ary ra sahy elah ry Iartistika a !! za tsy te ho voan'ny firitsoka be ao kléé !!! aleo arahabaina fotsiny izy e! hi hi hi hi hi !!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

27. tcherinanah ( 17/03/2009 14:10)
miarahaba antsika rht e!
on va faire la fête!!!!!!!!!!!!!!!!arabaina daolo tsika e!aôna reny sampy bdb tao ambotsiroatra reny e?porofo daolo zany fa tsa mamely lery e!mamangy ny fahorina ry zalah pro ra8 a!aza misosoka alaelo tsony!de mahereza daolo nareo e!"soa lavo hahay hamindra,soa kenda hahay mitsako e"kenda ny vomanga nasesiky ny tanany izy ty e
okay fa milaye!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
28. aloalo ( 17/03/2009 14:35)
o ry andrywui a, aza mbola misioka ianao fa inn indray ty sao dia hilaza loza ?
hahazo tsiny eo

17H00: Le vice amiral vice-amiral Ramaroson Rarison Hyppolite ainsi que les 4 généraux chargés de créer un directoire militaire par Ravalomanana ont été arrêtés par l'armée de Andry Rajoelina ainsi que le pasteur Lala Rasendrahasina, à Antanimena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0524