DEMOCRATIE MADE IN MADAGASCAR

1. jombilokely ( 17/03/2009 11:48)
IZANY INDRAY NO MALAZA IZAO HOE ,IZAHY MAHAVIDY VOLA NY MIARAMILA SY MANANKOROTANA NO TOMPON'NY DEMOCRATIE,DONC ILAINA NY BASY,FAMPIHOROHOROANA,IZAY NO ATAO HOE DEMOCRATIE MADE IN MADAGASCAR,
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:54
2. Noue ( 17/03/2009 11:55)
mampalahelo fa dia nisy dia nisy ireo mpamadika voavidim-bola eee ! :evil: :evil: :evil:
3. xxx ( 17/03/2009 11:57)
mbola mitohy ihany ny fampielzana tsaho ataon'ny viva sy ny antsiva,midika izany fa mbola i ravalomanan marc no filohan"i madagascar
4. Noue ( 17/03/2009 12:00)
mais biensur ! viva ve no henohina ? tsss ! mpandainga! mpamorona ! :evil: :evil: :evil: :evil:
5. jombilokely ( 17/03/2009 12:01)
MUTINS = DEMOCRATIE MAZAVA HOAZY ATY MADAGASCAR,TGV =COUP D'ETAT
6. andrywui ( 17/03/2009 12:08)
Namako daholo nareo !!!!

:* :* :-* :-* :-* :* :* :* :* :-* :-* :-* :-* :* :* :* :* :* :-* :-* :-*
7. ngoiha ( 17/03/2009 12:25)
Zay tsy minamana am'MPANAO AMBOLETRA L'TY E.RAHA SANATRIA KA MISY NY FIANJERANA NDRA8 DIA AN'LAH NY ALLEZ FA ANDRASANAY NY RETOUR
OK.F'IZAHAY TSY ALIKA KA HIVERINA AMIN'NY EFA NALOHANAY
MAZAVA
NDAO FA LALAN'EEEEEEEEEEEEEEE
8. xxx ( 17/03/2009 12:36)
guerre civile io vao mila eo ra8,satria hitohy ny tena manifestation,le vrai manifestation ary dia hiafara ny referendum ihany ka aza manaiky mihitsy
9. andrywui ( 17/03/2009 12:39)
Ngohia salut lesy akamako be !!! ary elaela elah lesy a!! tena tombé tam andro volamena mits no nahatongavanlah lety !! misy kado kely omena anlh lety mosoara orange !! ka aona handray ve elah sa tsia ? nef na zan aza de akamako foa ty ry Ngohia a!! andao hibex kely ary e !!!

:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
10. fijo ( 17/03/2009 23:54)
mifalia aloha ry andrywi fa tsy hay anie izay vola efa mihainga any hoan'ny tafika e.sao heriandro dia very eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1063