Ho lavitrezaka ny tolona
1. saranga
(
17/03/2009 09:47)
Zao no lazaiko : na dia miala eo aza Ravalo dia tsy hilamina vetivety ity tanàna ity satria ny TIM indray no hisolo ny TGV eo amin'ny 13 mai. De tadidio fa tsy hisy filaminana hatramin'ny 2012 ity resaka ity, moa i Ratsirahonana efa niditra ao anaty ady dia vao mainka ho ratsy satria ireny olona ireny no ratsy loha
novalian'i xxx ny 17/03/2009 11:23
2. Oay
(
17/03/2009 09:56)
Saranga a! i Ratsirahonana d manarina ny nataony satria aoka hofatatrin'ny be sy ny maro fa raha tsy nisy Ratsirahonana tsy toa izao i Marc Ravalomanana.
Manaiky ny tenin'i Saranga za hoe tsy hilamina i Madagasikara na d miala aza i Marc Ravalomanana raha toa ka mbola velon'aina i MarC Ravalomanana ka mbola afaka mirihariha maneho hevitra, manahy aho mantsy fa ny zavatra ahazo an'i Marc Ravalomanana raha izao no mitohy d na :
_Maty
_Migadra
_Sesitany
Rah sesitany d manahy aho fa tsy ahahavita ninn izy satria tsy d afaka loatra izy @ teny vahiny d tsy afaka hanohy ny bizina toa an'i Ratsiraka, sady izy koa tsy tia frantsay d raha vao tsy any frantsa no mitéléguidé ny hetsika eto Madagasikara d sarotra be, sarotra be ny fandidina ary izay no mahatonga an'i Marc Ravalomanana mitady hamohifo d hanao sorona ny ainy satria raha vao mialà eo anie izy d tsy ny fitondrana ihany no very fa ny fananany ihany koa é, sarotra be ilay izy é!

3. xxx
(
17/03/2009 11:23)
Mbola averiko ihany fa ny tolona teo am`13 mai dia tolona ho famerenana ny exilé politique ( Ratsiraka , Pierrot , Tantely sy ny 2 Milliard Banque suisse .. Coutiti ) ihany fa tsy an`ny vahoaka malagasy maro an`isa akory , Tolona ho an`ny fitondrana Frantsay izay mahatsiaro ho natao ankilabao ka mila averina ny Taloha ( ny efa NALOA) , ny an`ny vahoaka dia Fampandrosoana sy ady am`fahantrana no tadiaviny , mandroso fa tsy miverina toa fozaorana otran`izao . Ho tsarain`ny tantara tokoa ny FORCE ( Zandary-Polisy-Tafika ) mitazam-potsiny izao fiandaniana ataon`ny CAPSAT izao . Ny zavatra hitako koa rehefa misy fanafihana , na hetsika ataon`ny TGV , dia ny CAPSAT ihany no tazana , fa tsy tazana eo mihitsy ireo Chef de Corps maro be ( RAS , RM1 , RFI , ..sns) nilaza hatrany am-boalohany fa manohana ny tolon`ny vitsy an`isa eo am`13 Mai !!! Sao dia mba ry zalahy ireto ihany ary no nahazo volabe fa ny sisa nampanantenaina poakaty fotsiny ?