Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i younous, milahatra araka ny daty
younous ( 17/03/2009 17:42)
coup d'etat ireny e!
raha tena mpivavaka ny radio don bosco tokony tsy nandefa ireny saika itifitra ny general teny antanimena ireny satria asan'ny devoly ireny i andry rahateo moa demony mitafy hodijanakondry... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:19
younous ( 17/03/2009 09:29)
malahelo
fantatra amin'ny anarana hoe radio DonBosco ity radio ity donc radio evangelique satria misy ny anaran'i Olomasina, noho izany malahelo aho isaky izay mihaino azy satria tena lainga sy tsaho daholo ny... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0127