POLITIKA SISA ANDRIAMANITR I TGV SY RA8 DE MODY MIVAVAKA

1. tgvra8 ( 15/03/2009 18:10)
POLITIKA ANIE NO ANDRIAMANITRAY SY ANDRY EE SAO NAREO VAOAKA MIEVITRA FA FIKA FOTSINY IO MODY MIVAVAKA ANDROANY IO 8) 8) 8)
répondu par mpandalina le 16/03/2009 08:02
2. TEGEVE ( 15/03/2009 19:34)
anaka tgvr8 =andrywui diso ianao ,ary tsy politika izany ny Andriamanitray vahoaka (l) (l)
3. xxx ( 15/03/2009 19:44)
notairin'i teveze ra wiwi dia lasa nitsoaka :-D :-D :-D
4. Noue ( 15/03/2009 20:00)
:-D :-D :-D :-D :-D
5. TEGEVE ( 15/03/2009 20:07)
anaka andrywui miverena anaka fa tsy misy mifamono izany eto fa resaka malalaka tsara (l) (l)
6. xxx ( 15/03/2009 20:13)
efa tsy te hierika anao intsony lery lasa paranoia :-D :-D :-D mitsoaka foana raha vao mitseritserika eto :-D :-D :-D
7. Optik ( 15/03/2009 20:24)
kidoropamba e, badboy, .......inona no ty nandraman-dra wuiwui teto!
8. andrywain ( 15/03/2009 22:08)
aze maika fa bola iverna eo za fa tsy taitr fotsiny nareo bola mikarakara ny fanalana an i ra8 izahay sady manomana fety satria mbola faly be zahay zao
9. fijo ( 16/03/2009 00:00)
miaraka amin'ny miaramil asovazy ve le fety??ko hisy hoan'ialahy isany ao?
10. mpandalina ( 16/03/2009 07:28)
tompoko,


izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.

tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"

ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.

olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?

samy tahian'Atra daholo!
11. mpandalina ( 16/03/2009 08:02)
Miandrasa fifidianana rangahy a !

Maninona tokoa ry TGV (terreur goka violeur ) raha miandry fifidianana a !

Raha miandry fiVidianana mantsy ianao ry lucky luke dia izao no zavatra hiseho :

1.Tsy izay mamim-bahoaka rehetra akory no ho lany fa izay mahay mangala-bato. Raha vao midina ny pourcentage ny vaton’ny mpitondra (ao amin’ny ministera fanisana vato )dia hidina (fermer) indray io fa hoe misy fahatapahan-jiro dia voaina afaka andro iray dia miakatra indray ny pourcentagen’ny filoha am-perinasa . Miracle mon ami!

2.Ny ordinateur ampiasaina (sy ny logiciel) ao anatin’ny ministeran’ny ati-tany dia « par le plus pur des hasards » dia ny olona ao amin’ny fitondrana no nahazo ary mbola hahazo ny marchés rehefa natao/hatao ny appel d’offres


3.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay manana helicopters (avec un s) qui fait/fera/feront le tour de mada en 10 jours (tonga hatrany amin’ny fokontany tsy mbola fantatrao hatramin’izay niaiananao nefa ianao efa 25 taona , exp : fokontany Marka , region anosy)

4.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay manana milliards (encore avec un s) ho zaraina sy ampiasaina . t-shirts, vary, ronono, school milk. Mety manana milliard enao ry tgv fa tsy haharaka ny azy mihitsy e! Izy anie tsy mandoa hetra e! Na ny vola hetra tokony naloany fotsiny no efa mille milliards de mille sabords koa!!

5.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay mahavidy olona maro. Amin’ny 2011 ( fa tsy 2012 araka izay lazain’ireo mpandainga, 5 ans ny mandat iray ry Rina Rabetrano mpiasan’ny radio mada a! 2006+5= 2011, miracle e!), amin’ny 2011 izany dia mety ho tonga 200.000 fmg ny fividianana olona hifidy ny filoha am-perinasa. Ho milliardaire ny gasy amin’izany, raha misy olona folo ao antrano efa 2.000.000fmg!!! Enga anie hisy deuxième tour leaza!!!

6.hampiasaina koa ny fiangonana amin’izany 2011, ka raha tsy vice-président ny fjkm ianao ry tanora goaka voudy dia izao dia mialà fa mbola bitika enao e!

7.ny bileta inika (bulletin unique) tsy mbola ho ampiasaina fa manjary tsy maharesy ny olona eo amin’ny fitondrana raha mampiasa izany.

8.mbola ho ampiasaina ny karta elektera nefa karapanondro misy, raha voa fantatra mantsy fa hifidy tanora gaoka vooody ny olona iray dia tsy homena karta elekitera!

9.hisy indray ny fokontany, fivondronana fictif ka hahazo vato 90% ny filoha ao amin’io fokontany fictif io!!

10.any amin’ny toerana izay hita mazava fa resy ny filoha dia foanana ny vokatra ao ka lazaina fa nisy tsy nety tany!!!

FEHINY : na ny Malagasy 20.000.000 (tsy ny Malagasy rehetra akory no afaka mifidy) aza no tia anela ry dj tsy haharesy azy ialahy raha “fiVidianana” no resahina. Azafady fiFidianana kay lay izy!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1224