Nirefotra ny grenady tao Iavoloha........
2. xxx
(
16/03/2009 03:21)
Dia mbola mahasahy mandainga sy mamita-bahoaka ihany i Randria 2009. Aiza izao no milaza fa nirefotra ny grenady?
maninona no tsy tonga dia tsorina hoe sondage?

3. ravatorano
(
16/03/2009 05:37)
za ry zareo dia mipetraka eny amin'iny faritra iny fa ny tena marina dia izao nisy tokoa feo nidoboka be intelo tokony tamin'ny telo maraina eo ho eo
raha ny teny aminay andoharanofotsy vao nahare an'izay ny olona dia efa namoha varavarakely izay nanana trano ambony rihana d nijery teny andavarangana ny hafa koa dia nivoaka ny trano mihitsy ka nanontany izay fiara avy any atsimo any saingy tsy nisy nilaza hoe grenady na inona.
Maro ny radio tsy miankina mivoy azy io fa saingy tsy mari pototra ny vaovao omeny satria tsy nisy nijery teny ry zareo .

4. ravatorano
(
16/03/2009 06:43)
fanampim-baovao :
fiara 4x4 anakitelo izany no tonga nanapoaka grenady telo teny
teo amin 'ilay tetezana kely eo amin'ny rond point alohan'ny Iavoloha io no nitrangan'ilay "hetsika" ary lasa nitsoaka tany amin' iny by pass iny ry zareo reefa nanatona ireo olona marobe nanao fiambenana teny !

6. ravatorano
(
16/03/2009 07:17)
phone azoko tamin ireo bandy akama niambina teny io nolazaiko teo ambony io an
7. mpandalina
(
16/03/2009 07:24)
tompoko,
izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.
tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"
ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.
olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?
samy tahian'Atra daholo!

8. belaza
(
16/03/2009 07:29)
tsitako mihitsy izay maha pandalina anao, tsy mahalala ninoninona fa mibadabada ohatriny zazakely 8O
10. ifiona
(
16/03/2009 07:41)
mpandalina:
tompoko,
tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"
ôtran' gaga ihany aho amin'ity filazanao azy, olona tsy niasa ve hoy ianao, fa iza moa no nampakatraka ny taux de croissance économique niakatra avo be, nahatratra 8 % en 2003, nefa efa ho -12,1% t@ 2002, ary ahoana moa izy no asainao hi-démissionne nefa efa hatr@ 2012 no nifanarahana
11. xxx
(
16/03/2009 07:43)
tompoko,
izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.
tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"
ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.
olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?
samy tahian'Atra daholo!
NY RARINY SY HITSINY raha tena mitady ny FAHAMARINANA marina de ny REFERENDUM IHANY NO VAHAOLANA
Moa ve ny nanaovana an-keriny ny Ministera ny Fiarovana, ny PM, ny dems Ra8 no antony iray hanesoanao Azy?
Andriamanitra mandatsaka ny ranonorana na ho an'ny marina na ho an'ny tsy marina, fa Andriamanitra tsy tia ratsy ary samy hijinja izay nafafiny avy.
12. ravatorano
(
16/03/2009 07:55)
mpandalina < tsy copie coller tary amin 'ilay lohahevitra tary ihany v io e ?
sa inona indray no tian 'ny akama ho resahana ?