MANAIKY NY HANAOVANA NY REFERENDUM NY TGV ....

1. andrywui ( 16/03/2009 09:33)
Raha mazava tsara ny fitsipika de manaoky ny hanaovana referendum ny TGV !!! satria na tiana na tsia de mbola betsaka Tim mitaùîfipify any nanonanonn any !! ka tokony hitovy ny isan'ny elements manatanteraka ny Ref fa tsy ny Tim irery ihany sao de misy fika be ao !! efa fantatra mantsy fa tsy maintsyb hitsipatsipaka be farany ry le rony aminio ref io ka na tsia aza de vitany eny tampoka !! de afaka manampatra ny miaramila hitifitra indray satria oe aradalana !! de eo no mila ny mpiyolona rehetra oe sao de hoditrakondro ndray io !!!!
novalian'i penguin ny 16/03/2009 13:42
2. mion ( 16/03/2009 09:44)
mandainga elà ry andrywui, isika TGV tsy manaiky anzany fa tsy tao anaty programa zany. ny volaben-tsika ity efa lany ka tsy afaka hanaovana fraude intsony. tsy misy hanakaramana mpanao barazy hangalatra ny urne refa aterina ny vato rehetra.
Aza afenina ry wiwiwi fa zao isika vao tena may volotratra ah, aleo tohizana ihany alou ny fafy lainga zy ny fandrobana fa efa manana TVM koa isika izao.
3. ngoiha ( 16/03/2009 10:14)
ALLEZ Y WIWIWIWI
4. hery ( 16/03/2009 10:19)
Ka raha tena manaraka an'i TGV daholo ny vahoaka eran'i Madagasikara dia tsy tokony hatahotra akory hoe hisy hala-bato sns satria tsy hisy TIM hangala-bato akory any amin'ny dezaka any fa efa eo antanan'ny TGV daholo.

Alefaso e
5. Noue ( 16/03/2009 10:27)
Rajoelina refuse un référendum
http://www.france24.com/fr/20090316-madagascar-crise-ravalomanana-opposition-rajoelina-referendum-tirs
6. penguin ( 16/03/2009 10:37)
Tsy mahagaga fa TGVendrana tsy mahatoky ny vahoaka izany.
7. andrywui ( 16/03/2009 13:04)
Tsy vao zao ane ny fahavoazana tam halabato sy ny frody nataon tim tam TGv fa efa voa tamle fifidianana maire iy e!!! 80% no tokony ho vato azaon TGV fa nopehana fotsiny de iny lasa 60% iny !! ka izay no hametrahana condutions aloha vao miroso ka aleo iany mipetrak ref tsy tanterk zay !! mila ampahadiovana tsara !!! aleo hazava fa ts mbol nitondra ny TGV ka hoe ho voabaiko izany ny eto M/car e!! mbola andalana daholo ny zavadreheftra ane e !! aza mandefa zavatra lavitra miiits aloh ze réel iany resahana ! otran tam 2002 iany io ry zareo a!! miongana teo ref tsy tiambahoaka tsony e!! naninnn Ratsiraka ts mb nisikotra ref zany fa de ref oe ts lanimbahoak tson de manaja tena mitsoaka teo en plus namono olona bediabe teto M/car sy ny Mlagasy angah hanaiky moromoro anzany !!!
8. penguin ( 16/03/2009 13:42)
Rehefa mamim-bahoaka lany foana fa matahotra dadakotolahy a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1536