Aza be safary e
1. maditra
(
16/03/2009 08:56)
Referendum atao dia vita. Alaivo doly izay mety ho mpanara-maso neutre rehetra any ary mba mandraisa koa andraikitra mba ahatomombana azy ara-dalàna sy araka ny marina sy ny hetsiny ary indrindra indrindra ara-demokratika. Mbola te-hitady atsanga hafa tsy aman'orana koa ny tgv nefa ny firenena efa milentika ihany. Ny angatahiko amin'ny governemanta fotsiny dia ny haneken'izy ireo ny fidiran'antsehatr'ireo mpanara-maso maro. Vao maika tsara raha ohatra ka partie neutre mihitsy no mikarakara an'ilay izy au debut jusqu'à la fin. Izay no atao hoe tsy matahotra ny safidim-bahoaka. Aza avilivily amin'ny constitution e, code electorale e, efa azonay ny fahefana e fa raha te hampanjaka ny demokrasia dia anontanio ny hevitry ny vahoaka tompon'izany fahefana izany.
Izay fa rendez-vous amin'ny urne e....
Izay fa rendez-vous amin'ny urne e....
novalian'i Oay ny 16/03/2009 10:18
2. Noue
(
16/03/2009 09:04)
maditra:ka ny filoha mahintsiny anie no nanao antso avo mba hanarahan'zareo maso akaiky an'io sy ny fanampiana ee
Ny angatahiko amin'ny governemanta fotsiny dia ny haneken'izy ireo ny fidiran'antsehatr'ireo mpanara-maso maro. Vao maika tsara raha ohatra ka partie neutre mihitsy no mikarakara an'ilay izy au debut jusqu'à la fin
3. Oay
(
16/03/2009 09:18)
Ho anay tsy miomba ny atsy na ny aroa d tsotra é, ataovy ny fitsampakevimbahoaka ka aoka tsy hisy hitongilana noho izany:
_Avereno @ vahoaka ny TVM sy ny RNM amin'izay afaka miteny ao na ny mpanohitra na ny mpanohana.
_Avereno @ vahoala ny zavampanjakana mba tsy ny sasany hanana ny hoentimanao fampielezankevitra hatrany anaty bozaka be any kanefa ny sasany d na ny fokontanin'Antsahalava aza tsy tonga satria indray andro manontolo ny dia antongotra.
Izany hoe fehiny aoka hitovy tsara ny fototra hiangana mba tsy handringa d ny mialoha ny valimpifidianana.

4. mion
(
16/03/2009 09:26)
Avereno @ vahoaka ny TVM sy ny RNM amin'izay afaka miteny ao na ny mpanohitra na ny mpanohana.
nga tsy hainao fa efa samy manana ny azy izao, efa misy ny TVM 1 sy ny TVM 2, ary samy TVM no anarany de samy mandeha izy ireo @ zao_
5. Oay
(
16/03/2009 10:03)
mion:
Avereno @ vahoaka ny TVM sy ny RNM amin'izay afaka miteny ao na ny mpanohitra na ny mpanohana.
nga tsy hainao fa efa samy manana ny azy izao, efa misy ny TVM 1 sy ny TVM 2, ary samy TVM no anarany de samy mandeha izy ireo @ zao_
Ny tiako lazaina d hoe ilay TVM sy RNM aradalana tsy misy resaka piraty no avereno @ vahoaka fa izao zavatra mitranga izao d mbola tsy izy fa fikafika tsy araka ny tokony hoizy ahitana ny marina hoe iza marina no tin'ny vahoaka é!
Raha zavatra marina no tadiavina d aoka tsy hisy osoka na halatra fa aleo hadio mangarahara araka ny kozin'i Ravatorano.
6. ngoiha
(
16/03/2009 10:10)
Ka ny an'i TGVendrana ange atao amboletra kou na ny FIVAVAHANA aza e.Hanakonana ny ratsy atao.Za miteny eto milaza aminareo fa ny 99 ANDRO OMENA NY TGV FA NY 1 ANDRO AN'NY ARADALANA DIA HO HITA EO. MISY SORATRA MASINA TADIDIKO TAMIN(NY ZA MBOLA KELY HOE "SAIKA SOLAFAKA AHO NAHITA NY RATSY FANAHY AMBININA" Indrisy fa tsy hitako ny tokony sy ny andininy .
IZAHAY DIA TSY HIVADIKA
TSY HANAIKY LEMBENANA KOU NY VAHOAKA MARO AN'ISA
NA TSY HISY AZA NY TAFIKA IZAHAY VAHOAKA MARO MBOLA AO
IZAHAY MPANOANA NY ARA-DALANA TSY ALIKA AKORY KA HIVERINA NY EFA NALOHANAY
ZAY E

7. Oay
(
16/03/2009 10:18)
Ngoiha a! marina izany fa ny 99 andro no an'ny mpangalatra, sy mpanao didijadona, sy mpangorokarena, sy ny mpisoloky, sy ny mpanao valinteny anavonavona, sy ny mpanao an'Andriamanitra tsy misy satria manonononona ny anarany fa ny 1 andro farany d an'Andriamanitra Ray Zanaka ary Fanahy Masina.