TGV = Akoholahy fataka

1. xxx ( 16/03/2009 10:00)
Mba hainao ve ny akoholahy fataka rehefa ampiadina ? Mamely de mitsoaka, de miverina mamely indray.
Toy izany mihitsy ny zavatra taony TGV, mikopaka eo @ 13Mai dia mitsoaka miafina any @ Ambassade de France , dia miverina mikopaka eo @ 13 mai indray, ...

Ny mpampiady akoho aminio manondraka rano ny lohany mba hahazo aina tsara dia mamerina azy hikopaka eo ankianja indray no mitazandavitra fotsiny no mankahery satria tena lafo be sady betsaka ny vola laniny amilay akoho fataka.

Ny mampalahelo dia lasa ohatrany adin'akoho ny mitranga amin'ilay firenentsika, tsy maintsy misy ny ho resy fa dia miandry izay valiny satria efa tena potika ilay firenentsika.
novalian'i ralevazou ny 16/03/2009 15:55
2. Noue ( 16/03/2009 10:02)
ka kely fingotra izy eee !! :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 16/03/2009 10:05)
Diso ianao ra-xxx, akoholahy matanjaka ry voalavo maimbo miafina ao mavoloha no miady izao.
4. xxx ( 16/03/2009 10:08)
Mba azontsika antsaina ve hoe naninona tsy tany @ Ambassade ny Comore i TGV no niafina fa tany @ Ambassade de France ?
Comédie daholo ireny hisintomana ny sainy maro sy ny any ivelany hoe tena important be lery dia misy mitady hamono sns ...

Ny hitranga any aoriana dia tsy rano intsony no hanondrahan'io firenena io ny lohany akoholahy fatakany fa tondrahany @ pétrole izay tetehina mafy ny ahazahoana azy raha tonga @ fitondrana ny équipe TGV.

5. mion ( 16/03/2009 10:09)
:-D :-D :-D
mbola aiza, natahotra ny masony nefa nividy ny lohany, demokrasia a eee . tonga ity ny demokrasia de matahotra indray ny hanao referendum. aiza re zany e
6. Oay ( 16/03/2009 10:13)
Tena diso be i Noue ny akoholahy fataka raha vao mitsoaka d manompo tanteraka ary na inn atao anazy na inn d tsy miverina intsony.
Noue mpikaraka bal i Andry Rajoelina d izao ny fiteny "Aza ny hakelin'ny fil no jerena fa ny fidobokin'ny baffles"
D fiangaviana ny ahy ry Noue raha azo atao d mba aoka kosa ny fanaratsiana olona noho ny toebatany, satria za moa tsy mahita anao fa mba zakanao ve raha hisy hiteny an'i Marc Ravalomanana hanao hoe "Ka i Marc Ravalomanana anie tsy mahintsy fijery satria gila maso" hany ka izay hitany d mivilana daholo.
7. mion ( 16/03/2009 10:22)
kely fingotra i Andry rajoelina , :-D :-D :-D
Lanin'ny Pisodia eo io
8. Oay ( 16/03/2009 10:23)
mion mion mion ilay saka kely mangatangataka ity tena manahirana mihintsy ry mion a!
9. Noue ( 16/03/2009 10:32)
kely fingotra eee! miafina dia mivoaka, dia inona koa ny manaraka?? tahakizay tsy nolazain'Ravalomanana oe afaka mivoaka lery !!!
10. Oay ( 16/03/2009 10:42)
Noue:

kely fingotra eee! miafina dia mivoaka, dia inona koa ny manaraka?? tahakizay tsy nolazain'Ravalomanana oe afaka mivoaka lery !!!


Ka tena nanana safidy tokoa ve moa ilay gilamaso iny...

11. xl ( 16/03/2009 10:51)
AKOHOLAHY MAFIDAKA NO TENA IZY
TOY NY BORQUE GAULLOISE SY MELIA
TSY MBA BLONDE NA BRUNE AKORY
VOLABAORITRA KA SADY VALALAN ALIAKA NA NY NANIRAKA AZY AZA EFA MIA LEO AZY
TSY HITA IZAY VITA FA TAIMBAVA NO BETSAKA
NDAO FA LALANA E
MATANJAKA NOHO I COUTITY IZY KA HO HITA EO NY FAHAZAKANY FONJA 20 TAONA
ADINOY HATREO I MIALY FA EFA TAINGENAN NY VAZAHA IZY IZAY
MITOMANY AHO
OUINNNNNNNNNNNNNNNNNNNNNNNNNNNNNNN
12. rixes ( 16/03/2009 11:26)
le akohonay BOBONEZY tsy sa mivoka ao antrano iavoloha mintsy fa sao ataon'i olona laoka =))
13. mion ( 16/03/2009 11:26)
tany mada aza iny efa notaingenako ko, tsy de tsara , ôtran'ny kadradraka maty
14. majakely ( 16/03/2009 11:36)
ho anay pro tejevé alouha de aleonay asina referendum ihany sefo fa wenn be raha mandà an'io klé!!!hehehe!!¨zahay ange peuplé éééé,donc avelao izahy hifidy ee!!!siorééé,
15. mion ( 16/03/2009 12:05)
Mialy aaaah, aiza enao malalako a, ndao ndray fa za nge tsy aklholahy fataka fa akolahi-mbohitra e
16. xxx ( 16/03/2009 12:49)
xl : ADINOY HATREO I MIALY FA EFA TAINGENAN NY VAZAHA IZY IZAY

:-D :-D :-D
Non, non, non, OUIIIIIIII, OUUUUIIIIIIIII, OUUUUUUUIIIIIIIIIIIIIIIIIII

:-D :-D :-D
17. ralevazou ( 16/03/2009 15:55)
Akoholahy fataka sady bandy manao zipo. Rats zany v hanao anio toetra mahamenatra tsy fampiseho masoandro io? mitovy @ fikan'ireo gasy mpamadika tanindrazana tamin'ny fanjanahantany ireny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3449