maro no taitra teny amin'ny 13 mai tamin'ny sabotsy teo
1. ravatorano
(
16/03/2009 07:38)
satria nahoana hoy ianao : tonga nanao fambarana teny amin'ny kianjan'ny 13 mai tamin'ny sabotsy 14 mars teo Ingahy Jacques Sylla ary nolazainy teny fa ny "prezidà" Andry Rajoelina no nanasa azy ho tonga eny.
Za aloha dia gaga mihitsy raha olona isan'ny nitarika ny ekipan dravalo no lasa nivadika palitao ery "ankianja" indray.
Miantso "trahison" ny mpanohitra rehetra toa an'Ingahy Vaovao Banjamin,ry Marson Evariste ary nilaza zareo ireo fa : " raha misy olona tokony hidoboka hiaraka amin 'i Ravalomanana dia Ingahy Jacques Sylla satria izy no nanampy an'Ingahy Ravalo hanitsakitsaka ny lalam-panorenana"
Ingahy Willy Razafinjatovo O lala moa dia nanao teny mahery mihitsy fa tsy manana "code de moralité" mihitsy Ingahy J.S raha naneho hevitra tamin'ny tvplus sy matv izy.
Raha ny fijeriko azy dia nahzo dera sy sitraka teny "ankianja" izy ary nomena voninahitra mihitsy aza satria dia tamin kafaliana tokoa no nandraisana azy teny ary tsy nitsahatra ni fampibitsika moa izy mirahaahy mianaka (JS sy AR)
Ho hita eo indray aloha ny ho tohiny e

novalian'i ari.malala ny 16/03/2009 10:14
2. ari.malala
(
16/03/2009 07:49)
Ny mahavariana kely ahy dia ohatran'ilay fihetsik'ingahy JS t@ iny andro iny no nojeren'ireo vahoaka sy nohobiana, fa tsy ireo zava-nitranga nandritra izay 7 taona naninjihinjy izay! iny lehilahy iny dia sahy nilaza sy nanizingizina t@ fotoan'andro hana PM azy fa tsy misy mahantra izany eto Madagasikara... Izy izao no anisan'ny nisolotena an'ingahy Ravalomanana teny @ Le Hintsy niaro azy moa izany, nefa nahoana ankehitriny no sahy milaza izy fa efa t@ 05/02 no efa niteny an'Ra8 hoe mialà? Raha tena marina izany d teny @ Le Hintsy no efa nilazany an'izany!
3. Noue
(
16/03/2009 07:56)
tsy hita fa tsy maintsy misy anie ny mpamadika ee ! fa aleo ny tantara no hitsara! na i jodasy aza anie teo anilan'i Jesoa foana ee !
4. mion
(
16/03/2009 08:04)
Haute TRAHISON zany , azo vonoina i Jacques Sylla, na ny TGV nay nyTIM na vahoaka tia tanindrazana fotsiny de afaka mamono azy
5. ari.malala
(
16/03/2009 08:16)
mion, nefa tsy fahendrena mintsy ny hamono azy! aleo fotsiny izy ailika @ fomba mihaja :-D tsy asina sira de mipetraka hoazy eny :-P
6. nyavo2000
(
16/03/2009 08:45)
Hita fa ODON mba mitady lalana any @'i ANDRY HOE: Mba aleo mba miditra aty rangahy itony soavaly be tongotra itony a! mba hirotsaka président !
Zanaky ny PADESM koa ireny e! tian'ny frantsay raha eo, antony tsy nisian'ny korontana t@ 1er mandat raha mbola PM.
Zanaky ny PADESM koa ireny e! tian'ny frantsay raha eo, antony tsy nisian'ny korontana t@ 1er mandat raha mbola PM.
7. ari.malala
(
16/03/2009 10:14)
tena hitan'i nyavo2000 mintsy ve i Monsenera Odon niteny tany @ Andry an'io teneninao io? Refa miteny zavatra hoa mba atovy mari-pototra fa manjary mampime ftsn nge nareo miakatrakapoana nefa tsy marina akory ny zavatra lazaina e!