TVM FAHAROA (PIRATY ) TSARA BE NY SARY SY NY FANDAHARANA AO
1. mion
(
16/03/2009 08:19)
Rafa noroboaina sy nodorana ny TVM testy anosy dia nanagana TVM II indray ny TGV KA TVM KOA NO ANARANY.
Ireo fitaovan'ny TVM I (talou) no ampiasaina @ zany.
Tena tsy kely làlana ny ratsy an... iny ndray no tsitako, on croierait dans un film
:lol: :lol: :lol:

novalian'i xxx ny 16/03/2009 10:05
2. xxx
(
16/03/2009 08:53)
enao kosa tena tsy mahazo resaka mitsy sadi tsy misi idirany ny TGV @io fa ry zareo(TVM) ftsn no mba naka io décision io mba évitena ny zava-niseho teo aloha
ozizy enao oé "Tena tsy kely làlana ny ratsy an... iny ndray no tsitako, on croierait dans un film" ratsy ve ny fivoarana @nao?
Ary tsy ry TGV mits no nanangana an'io?

3. ifiona
(
16/03/2009 08:55)
ny fantatro fotsiny aloha dia télé mpamafy lainga io télé pirate io
"11H30 : Rappel infos week end 1: La TVM a été piratée. Elle a diffusé une info sur la démission de la garde présidentielle. Info démentie par la présidence."
Io info io anefa no nizesitiavan'ireo tgvistes teo @ 13 mai t@ sabotsy. Ka ahoana? Tsy TGV ndray ve no ao ambadik'izao?

4. tsinjo
(
16/03/2009 09:01)
fa canal firy zany e ??? firy ny tena TVM de firy le piraty fa tsy mba hitanay mitsy 8O
5. ifiona
(
16/03/2009 09:05)
TVM piratée, ce n’est plus la TVM qui émet sur le canal habituel. La TVM peut désormais être captée sur VHF9 ou UHF canal 46
6. xxx
(
16/03/2009 09:18)
ra wiwi ihany io nampianatra ny olona nangalatra ps tato @ serasera io,izao ka lasa ny rnm fopla koa .Soa dia lery aza no responsable ao e :-D :-D :-D
7. mion
(
16/03/2009 09:23)
enao kosa tena tsy mahazo resaka mitsy sadi tsy misi idirany ny TGV @io fa ry zareo(TVM) ftsn no mba naka io décision io mba évitena ny zava-niseho teo aloha
ozizy enao oé "Tena tsy kely làlana ny ratsy an... iny ndray no tsitako, on croierait dans un film" ratsy ve ny fivoarana @nao?
Ary tsy ry TGV mits no nanangana an'io?
:lol: :lol: :lol:
Mihinana ihany lalitra e !!! :lol: :lol:
8. xxx
(
16/03/2009 10:05)
pfiuuu gerre des ondes ndray zany zao an =)) =)) =)) =))
ils ont mal gaché les males gachiens des malagasy politichiens
=)) =)) =)) =)) =))